Litera Z

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Zoro: a: Fikaonan'ny tsipika roa mifanapaka: Zona sokera, zoro dombo, zoro mura-nitra. • Faritra kitso eo…tohiny
Zoto: a.: Faharisihana, fanaovana asa na zavatra an-taitrapo ary amim-paharisihana. 1 t.i.f.: Mazoto 1 mahazoto…tohiny
Zotra: a: Fandeha mahitsy tsy mivilivily, mandroso sy mitohy hatrany. ~ Enti-milaza antokom-piara mpitatitra…tohiny
Zovina: (zovy) mt. ih. (zovio): Ampahafantarina, atoro: Tsy zovina aminao io mpihira malaza io. tohiny
Zovy: a.: Teny enti-manontany hoe "olona iza?": Zovy no tsy maholala ny atao hoe tanindrazana? ? Antso ataon'…tohiny
Zozoro: a: Zavamaniry any anaty rano, telo rirana, fanaovana tsihy na, sobika ny hodiny. i Li. f.: Manjozorobe.…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0784