Litera Z

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Zevona: (Btm) a.: Volotsangana mbola tanora, mbola tsy miondri-doha. tohiny
Zezehana: na Zezefana (zezika) mt. pdr. (zezeho, zezefo): Asiana, velesina, darofana: Nozezehany ny kanonta ilay…tohiny
Zezika: a.: Zavatra manomboka ho lo na namboarina axapomba simika afangaro amin'ny tany na alafika azy mba ho…tohiny
Zidina: a.: Fijoroana mahitsy tsy mlhetsika, - t.i.f.: Azidina, tafazidina 1 mizidina, fizidina, mpizidina 1…tohiny
Zidizidy: a: Hamaflahana, hakingana; tanjaka, havitrihana, hamafy, haheniana. - t.i.f.: Azidizidy, tafazidizidy…tohiny
Zihirana: na Zihirina (zihitra) mt.ih. (zihiro): Bontsinina. tohiny
Zihitra: a: Toetran'ny zavatra mibontsina, midibadiba, mizihizihy, mivonto ho ngeza; vozihitra. ~ Toetran'ny…tohiny
Zihizihy: ft.: Niavian'ny Azilrizihy, mizihizihY, fizihizihy. tohiny
Zile: (fr, gilet) a.: Akanjo kely tsisy tanany tsindrian'ny pahtao; salotra. tohiny
Zimba: a.: Fanivaivana, fanevatevana, fanarabiana. - t.i.f.: Zimbaina, azimba, voazimba / manazimba, fanazimba,…tohiny
Zimbaina: (zimba) mt,ih. (zimbao): Ivaivaina, tevatevaina, harabina. tohiny
Zimpona: Jer. Zompona. tohiny
Zina: p. t.: Enti-milaza taona be hanina, be vokatra miakatra: Taon-jina. i t.if.: Mahazina. tohiny
Zinaitra: (zaitra) mt.ih. misy tsofoka in: Voazaitra, nozairina, akambana na atohy amin'ny kofehy: Tsy mba lambo…tohiny
Zinara: (zara) mt. ih, misy taofoka in: Voazara, nozaraina ho toko maromaro ka omena amin'ireo ny olona izarana;…tohiny
Zinera: (zera) mt. ih. misy tsofoka in: Voazera, nazera, navarfna: Nozinera tao Ampamarinana ireo martiora tohiny
Zinevo: (zevo) mt.ih. misy tsofoka in: Voazevo, nafangaro, nampifangaroina: Nahoana no nozinevonao ny ondrinao…tohiny
Zinga: a.: Fanovozan-drano any am-pantsakana na ao antsinibe: Touozy amin'ny zinga ny rano. 1 Fisotroan-dra-…tohiny
Zingaina: (zinga) mt, ih. (zingao): Tovozina amin'ny zinga: Aza zingaina ny rano ao an-tsinibe. tohiny
Ziniziny: sy Zinjina ft.: Firintonana amin-katezerana. / t.if.: Miziniziny, fiziniziny, mpiziniziny / mizinjina,…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0723