Litera V

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Voromiendratra: a.: Karazandamba taloha nisy sorany miolikolika. tohiny
Vorompotsy: a.: Vorona fotsy, iray fianakaviana amin'ny vano, mivelona eny amhr'ny hotsaka. tohiny
Vorona: a.: Anarana itambarana iantsoana ireo karazam-biby manidina misy elany roa solon'ny tongony anoloana,…tohiny
Voronandrano: a.: Karazamborona, toy ny angaka, arosy... mivelona eny amin'ny hetrina; toy izao ny toetoetra manokana…tohiny
Vorondolo: a.: Vorona artisan' ny antsoina hoe tsy sahy andro; be maso, be vola, misy sangany kely ny vorondolo;…tohiny
Vorondreo: a.: Vorona salasalany, hafahafa bika, manopy maitso ny volony, izay lasa maitso antitra ea amin' ny…tohiny
Vorongo: Jer. Forongo. tohiny
Vorontsiloza: a.: Vorona lehibe, fianakaviam-ben'ny akoho, vorombola..,, manam-bika hafa kely fa misy nofo mikiramborambo…tohiny
Vorosoka: p.t.: Voahosihosin' ny tongotra, madisa, tomarosoka. - t.i.f.: Mivorosoka, fivorosoka. tohiny
Vorotina: p, t.: Fivontosan'ny vorotra. tohiny
Vorotra: na Voritra a.: Fototry ny vihy. tohiny
Vorotra: a.: Potika na sombinjavatra tsy misy nana azy intsony. - F.-p.: Voro-damba: ny lamba efa rovitra sy…tohiny
Vorovoro: a.: Tsy filaminana, safotofoto, saritaka. i Vorovoroina, avorovoro / voavorovoro, tafavorovoro / mamorovoro…tohiny
Vorovoroina: (vorovoro) mt, ih. (uorouorày): Akorontana. tohiny
Vory: mt. ih, ft.: Tonga miaraka eo amin'ny toerana iray: Efa vory ny mpianatra ka mitenena ianao. ? Voangona:…tohiny
Vory: na Vorivory p.t.: Manao faribolana: Tsipika vorivory, i t.Lf.: Vorivorina, voavory / manavory, fanavory,…tohiny
Vory: a.: Roatra: Vorin-tsavony; vorin-dabiera. - t.i.f.: Mamory, mamorivory, famory, mpamory 1 amorivorlana,…tohiny
Vosesika: Mitovy amin'ny Bosesika. tohiny
Vosirina: (vositra) mt. ih. (uosiro): Atao tonga vositra. tohiny
Vositra: p.t. sy a.: Biby izay namboarina mba tsy ho afaka hiteraka intsony, ka amin'ny lahy, esorina ny an•…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1036