Litera V

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Voahangindrano: a.: Karazamboahangy namboarina fa tsy vita-Nanahary. tohiny
Voahangisampandralambo: a.: Ny tsara sy sarobjdy indrindra amin'ny karazam-boahangy. tohiny
Voahangitsimandrilalana: a.: Karazam-boahangy lehibe indrindra. tohiny
Voahangy: a,: Zavatra boribory kely mahafinaritra avy amin' ny biby any anaty ranomasina, ataon'ny vehivavy fihaingoana;…tohiny
Voahazoa: Karazan-javamaniry ahazoana menaka. tohiny
Voahirana: a.: Zavamaniry any anaty rano izay mamony ny tatamo (Nymphoea stellata), tohiny
Voaibe: p.t.: Makadiribe, goaibe. tohiny
Voailahy: p.t.: Tsy matahotra, mahery fo. tohiny
Voaka: a.: Fialana avy ao anaty toerana iray mankany ivelany; fisehoana ety ivelany; fampisehoana asa natao.…tohiny
Voakitsonamboa: a.: Karazana voaloboka (Vitis microdiptera). tohiny
Voalavo: a: Biby lavalava vatana, tsoky loha, lava rambo, mpanimba zavatra (indrindra ny voly sy tahirin-tsakafo)…tohiny
Voalavofotsy: a.: Karazam-boalavo misy fofona, matsilo vava ary maneno tahaka ny fody, tsy tian'ny saka hohanina (voalavofody…tohiny
Voalefoka: a.: Ny vody tatamo. tohiny
Voalehilahy: p.t.: Voafora, efa vita hasoavana. tohiny
Voaloboka: a.: Zavamaniry mandadina izay mamoa voany mamy fanaovana divay. tohiny
Voalobokala: a.: Voaloboka dia. tohiny
Voalohany: p.t.: Loha laharana, ny aloha indrindra: Ny volana zanvie no volana voalohany amin'ny taona. ? Fiandohana:…tohiny
Voamadilo: a.: Voan'ny hazo atao hoe Kily, na Madilo, maniry any amin'ny tapany ataimo sy andrefana; tahatahaka…tohiny
Voamahery: a.: Karazana hazo madinidinika (Grewia). tohiny
Voamaho: (Btm) a.: Voan-javamaniry madinika manitra, sady matavy rehefa endasina. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0284