Litera V
Vosorina: (vosotra) mt, ih. (vosory): Vazivazina, hanihanina, harabina: Aza mba izaho no uosorinao eo!
tohiny
Vosotra: na Vosobosotra a.: Teny na zavatra atao hihomehezana, vazivazy, kivazivazy, somonga: Mba olona tia vosotra…tohiny
Votoaty: sy Votiaty a.: Ny ao anatin'ny hazo, ilay faritra malemy fotsifotsy ao anatiny. 1 Ny tena fotony amin'…tohiny
Votretrika: p.t.: Miavosa, miavovona. 1 Mitangorona, mifanety, mifatratra tsy misy kitotony. - t.i.f.: Avotretrika,…tohiny
Votritrika: a.: Fivontosana, fibontsinana. - t.i.f,: Mivotritrika, fivotritrika / votritritrika.
tohiny
Votrovotro: a.: Forofotra, bontsimbontsina sahala amin' ny tandomitra. 1 RotsirotsY, rokoroko. - t.i.f.: Avotrovotro,…tohiny
Votsa: p.t.: Tsy kinga, mitaredretra, mitavozavoza: Votsa loatra ity mpiasa ity. 1 Tsy mahay, osa: Mbola votsa…tohiny
Votsorana: (votsotra) mt. ih. (votsàry): Vahana, boràhina: Nouotsorany ilay tady tao. 1 Afahana amin'ny gadra na…tohiny
Votsotra: p. t.: Mivaha, miboraka (kofehy, tady...): Votsotra ny kofehy ka lasa ilay on-dry. 1 Afaka tamin'ny…tohiny
Votsy: a.: Zavatra mamontsina fotsifotsy amin'ny hoditra ka toa maniry: Mivoraka ny lohan'ny votsy rehefa lendrano…tohiny
Vovô: a.: Ny feon'ny alika mitady hanaikitra na mampitahotra: Raha vao mandre oouàn'alika izy dia mandositra.…tohiny
Vovo: a.: Zavatra toy ny kitapo lavalava natao tamin'ny vahy madinika na karazambararata madinika izay norarina…tohiny
Vovohina: (vovoka) mt. ih.: Rakotry ny vovoka:Novovohiny aho ka niala. • p.t.: Lanim-positra, voaloadoakan' ny…tohiny