Litera V

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Valanirana: a.: Karazan-kazo mafy fanaovan-trano (Nuxia capitala). Mahatsara ny lalandra ny raviny ka azo tanehi-…tohiny
Valanorano: a: Ny taolana itsatohan'ny nify ambany. tohiny
Valatendro: Ahitra maniry any anaty rano (Potamogeton paruifolius). tohiny
Valavala: a: Tapa-kazo lavalava fitorahana vorona; kipikipy. ~ p. t.: Sahisahy miteny, be vazivazy sady mampihomehy…tohiny
Valavalaina: (valavala) mt, ih. (valavalao): Lazaina mba hanaovana kivazivazy vosobosotra: Aza fady raha nahasosotra…tohiny
Valavalana: (valavala) mt. ih. (valaualao): Kipilizana valavala: Valavalao ireny vorona miara-dia ireny. •Vangovangoina:…tohiny
Valiana: (valy) mt ih. (valio): Omena vaiiny (taratasy na fanontaniana): Valio unie ity taratasy ity raha vao…tohiny
Valiha: a.: Ny malaza indrindra amin'ny zavamaneno nentim-paharazana malagasy. Vita amin'ny volo (volotsangana…tohiny
Valihavero: a.: Zavamaneno kilalaon'ny zatovo fahiny: tahom-bero vaventy maromaro no rarina toy ny zahatra, isokirana…tohiny
Valilahy: (fit.-p.) a: ZaodahY. tohiny
Valindrihana: a.: Hazo na lalotra mandrakotra ny atin'ny tataro. tohiny
Valisoa: a.: Fankasitrahana no-ho ny zavatra iray vita, izay sarotra na manahhana. tohiny
Valitafo: a.: Hazo na lalotra atao aty ambadika ambanin' ny tafo avy hatrany mba hahazoana mipetraka any ambony…tohiny
Valizaitra: a.: Zaitra atao ao ambadika ho valin'ilay zaitra efa vita. tohiny
Valo: p.i.: Fito ampiana iray: Efatra ampiana efatrp valo. 1 t.Lf.: Valoina, voavalo / mivalo, fivalo / ivaloana,…tohiny
Valo: ft.: Fiovana ho tsara, baboka, fifonana. i t.Lf.: Mivalo, fivalo, mpivalo 1 ivalozana, fivalozana /…tohiny
Valoana: p.t.: Enti-milaza zavatra asiana dimbana, na dembaina. tohiny
Valoina: (valo) mt. ih. (valoy): Zaraina valo: Valoy io mofo io. tohiny
Valolavana: a.: Farafara misy elom-pandriana voasokitra. tohiny
Valomena: a.: Karazan-kazo fanaovana trano ny hazony ary fanaovana kofehy ny hodiny. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1357