Litera V

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Vovonana: a.: Rafi-kazo man-dry eo an-tampon'ny trano, izay ipetrahan'ireo lohatrano amin'ny an-daniny roa. -…tohiny
Vovozina: (voua) mt.ih, (uovazy): Kiakiahin'ny alika amin'ny fombany. tohiny
Voy: a: Fanaovana izay hampisosa ny lakana amin'ny fikapohana ny rano. - t.i.f.: Voizina, avoy, voavoy 1…tohiny
Vozavoza: a.: Fidrahodraho, firaikiraiky, fitsivaikavafka, fitahontahona. 1 tif: Mivozavoza, fivozavoza, mpivozavoza…tohiny
Vozezehana: (zezika) mt. pdr. (vozezeho): Enti-milaza toerana fatrarana zavatra atao mifanongoa na miavosa: Novozezehana…tohiny
Vozezika: a.: Fiavovona sy fifanongoan-javatra mifangaroharo be ihany. - t.i.f.: Vozezehana, avozezika, voavozezika,…tohiny
Vozezy: f.t.: Fitomboana maro. + t.i.f.: Mamozezy, famozezy, mpamozezy. tohiny
Vozihirina: (vozihitra) mt, ih. (uozihiro): Bontsininabe. tohiny
Vozihitra: a.: Fibontsinanamakadiry azon'ny rivotra, fivontosana, fibibahana. - t.i.f.: Vozihirina, avozihitra,…tohiny
Vozo: sy Vozovozo ft.: Haosàna, hozo, hozohozo. - t.i.f.: Mavozo, mavozovozo, havozoana. tohiny
Vozona: a.: Ny tenda eo amin' ny faritry ny hatoka, ny elanelan'ny soroka sy ny loha: Misy uailahy kely eo amin'…tohiny
Vozonana: (vozona) mt. ih. (oozany): Raisina amin'ny vozony. ? Terena hanaiky: Tsy nouozonana ianao nanao an'…tohiny
Vy: a.: Karaza-metaly mena-mena matroka ny volony, anisan'ny ilaina indrindra amin'ny metaly rehetra fa…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0226