Litera V

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Voatavontay: a: Karazam-boatavo maniry eny amin'ny zezika. ~ h. i.: Ilazana olona fonetana, fohy hatoka ary be vatana.…tohiny
Voatavotamenakatodiakoho: a.: Ny karazam-boatavobozaka kely indrindra. tohiny
Voatavotsiafakamboa: a.: Karazana voatavoarivolahy, lehibe vody, ataon'ny olona siny fantsakana. tohiny
Voatiry: (fr. voiture) a.: Teny ilazana ny fiara taritin-tsoavaly, mitondra olona sy enta-na. tohiny
Voatohaka: a.: Kazaram-bibikely toy ny tsingala any anaty rano, maharary fanaikitra. tohiny
Voatra: a.: Lamina, karakara. 1 t.if.: Amboarina, voavoatra, voamboatra / mamboatra; manamboatra, fanamboatra,…tohiny
Voavahiatatra: a.: Karazana tsaramaso dia (Dolichos). tohiny
Voavahy: o.: Karazan-tsaramaso; tsiaridrafy. tohiny
Voavary: a.: Atodin-kankana hita amin'ny nofon-kisoa. ét.if.: Mamoavary. tohiny
Voavitsy: a: Kibon-dranio. tohiny
Voavola: a.: Anaram-piravaka voahangy na volamena na ankosotra. tohiny
Voavotaka: a.: Anaran-kazo fihinam-boa (Brehmia spinosa). tohiny
Voay: a.: Karaza-mamba, sain- gy kelikely kokoa, na dia masiaka izaitsizy ihany koa aza; azo anaovana poketra…tohiny
Voazato: a: Karazan-javamani--, ry fihinam-boa, paokanelina. tohiny
Voazavo: a.: Karazana voatango mena aty izay Ialta betsaka any atslmo, fihinana man-ta ka mampangatsiatsiaka…tohiny
Vodiahitrarivo: a: Ny tantsaha mamboly mandadiana. tohiny
Vodifahitra: a: Lavaka ivoahan'ny fako sy ny zezika rehetra avy ao am-pahitra. tohiny
Vodiondry: a: Vola omen-dRazazalahy ny ho rafozany aorian'ny fangatahany an-dRazazavavy. heverina ho anisait' ny…tohiny
Voditronga: a.: Ny tapany ambany amin'ny tahon'ny hazo izay tafajanona ao anaty tany rehefa notapahina ilay hazo.…tohiny
Vodivoampelatanana: a: Halavan-drefy mitovy amin'ny haben'ny felatanana iray manontolo apetraka mihohoka; ny sakan'ny felatanana.…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.071