Litera V

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Voanjo: a.: Miaramila napetraka hiandry tany ao amin'ny toerana na taniina vao nalaina. ~ Ny olona rehetra manao…tohiny
Voanjo: a.: Karazan-javamaniry mamoa voa fakana menaka iray atao hoe mena-boanjo. (Rehefa hiova ho voany ny…tohiny
Voanjoana: (voanjo) mt. ih. (voanjo y) :Ametrahana voanjo. tohiny
Voanjopika: na Kapika a.: A-naran-kafa ilazana ny voanjombazaha (Btl: Vanjokatra). tohiny
Voankandrina: a.: Karazan-kazo fihinam-boa (Garcinia Ge-nordi). tohiny
Voankanina: a: Aretina azo tamin'ny hanina nisy mosavy. ? Tsy fahalevonan-kanina. tohiny
Voankarabo: a.: Karazam-bahy. tohiny
Voankavandra: a.: Karazan-kazo madinika mitovy amin' ny havandra ny haben'ny voany (Longani). tohiny
Voankazo: a.: Organa amin'ny zavamaniry izay avy amin' ny voninkazo ary misY ny voa hamelona taranaka azY indraY.…tohiny
Voanketsihetsy: a.: Karazan-javamaniry mifanahaka amin' ny voatango. tohiny
Voanongo: a.: Anaran-kafa ilazana ny tanantanampotsy. tohiny
Voanosy: a.: Karazam-bibikely fianakaviamben'ny voangory mivelona eny ambony hazo sasantsasany. tohiny
Voantailahy: a.: Tsy fitoviana; fisaratsarahan-tsaina, fisaraham-bazana. - t.i.f.: Mivoantailahy, fivoantailahy.…tohiny
Voantaimboalavo: a.: Karazankazo madinika. tohiny
Voantaindalitra: a.: Karazankazo. tohiny
Voantakasina: a.: Karazan-kazo madinika (Dracoena). tohiny
Voantamenaka: a.: Jar. Tamenaka. tohiny
Voantandroka: a.: Bibikely mipetraka amin'ny mandomando sy ny maizimaizina, saingy mihorona faingana izy rehefa raisin'ny…tohiny
Voantay: a.: Karazam-boangory kely, manga mainty ny sorany ary manao ny tranony any anaty tain'omby. tohiny
Voanteny: (t. tr.) a.: Fahaizamandaha-teny — ankehitriny, ampiasaina hilazana ny amboaran'ny teny tsirairay fampiasa,…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0192