Litera V

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Vilahina: (vilaka) mt. ih, (vilàho): Folahina: Novilahin' ny rivotra ny rantsan-kazo. tohiny
Vilaka: p.t.: Tsy mahitsy fa meloka, bilabila miforitra: Notsofin'ny riuo-mahery ny hazo teo an-tokotany hany…tohiny
Vilana: p. t.: Tsy mahitsy fa misompirana: Vilana be mihitsy ny tsipika nataonao. • Tsy araka ny toetrany mahitsy…tohiny
Vilany: a.: Zavatra fandrahoantsakafo, mety ho vy na tany: Ny vilany tany izay natokana ho fandrahoan-daaka…tohiny
Vilaory: (fr. velours) a: Loko manga fanadiovan-damba. " volory". tohiny
Vilavila: a.: Olikolika; tsipika melomeloka, miolikolika; fiolanana; famozafozana zavatra eo am-pandraisana azy.…tohiny
Vilavilaina: (vilavila) mt. ih. (uilavilao): Fozafozaina, entina tsy itondràna roa: Aza dia vilavilaina toy io, retsy,…tohiny
Vilia: Fivadihan'ny vaninteny ao amin'ny hoe "Lovia" izay tena teny voalohany; zavatra fasiana ny sakafo aroso…tohiny
Viliantsahona: a.: Karazan-javamaniry fahita eny amorondrano na amin'ny tany be petsapetsa, somary mitapelapelaka kely…tohiny
Vilina: a.: Zaitra fanao amin' ny sisin-damba ka ny lohany iny ihany no aforitra, na amin'ny fanakambanan-damba…tohiny
Vilona: a.: Anarana iantsoana ny ahitra maitso fihinan' ny biby: Mirao-bilona ny omby aman'ondry. tohiny
Vily: a.: Fialana amin'ny lalana naleha ka mankamin'ny iray hafa indray tsy amin'ny hitsiny, - t.i.f.: Avily,…tohiny
Vily: (Atm) a.: Hazandrano kely bitika mivelona amin' ny rano marivo. tohiny
Vimbina: a.: Fitondrana eny an-tanana zavatra tsy dia lehibe na mavesatra loatra. ~ Fiarovana na fitahiana. -…tohiny
Vimbinina: (vimbina) mt. ih. (vimbino): Entina amin'ny tanna: Vimbino kely, ana-ka, ity harona ity. ~ Arovana,…tohiny
vina: tanjona ho tratrarina.tohiny
Vinaingitra: (fr. vinaigre) a.: Karazan-dranon-javatra avy amin'ny divay izay avala hihamarikivy, ampiasaina amin'ny…tohiny
Vinaky: (vaky) mt. ih. misy tsofoka in: Voavaky, hovakfna: Vato novinaky no nanaovana ity lalana ity. tohiny
Vinaly: (valy) mt.ih. misy tsofoka in: Voavaly, valiana, o-mena valiny: Tsy novinaliny ny fanontaniako fa nandeha…tohiny
Vinango: (vango) mt. ih. misy tsofoka in: Voavango, novangoina, nasiana, novelezina: Novinangon'i Berna ny zandriny…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0628