Litera V

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Vatofalia: na Falia a: Jer. Vatoafo. tohiny
Vatofantsika: a.: Fonjam-by alentika any anaty ranomasina mba hitana ny sambo tsy handeha. tohiny
Vatokangaly: na Vatongaly na Vatokinangaly a.: Karazambato mainty mangilohilo. tohiny
Vatokaranana: na Vatoharanana a.: Karazam-bato mafy sy mangarangarana. tohiny
Vatokilonjy: a.: Vongam-bato madinidinika efa tonga malama sy boribory noho izy nifampikasokasoka tao anaty rano.…tohiny
Vatolahy: na Vato mitsangana a.: Vato ajoro eo ambony f asana na amin'ny toerana an-kavoana amoron-dalana mazàna…tohiny
Vatomainty: a: Karazam-bato mainty fahita betsaka eto amin'ny Nosy, heverina ho avy amin'ny fivainganan'ny mineraly…tohiny
Vatomamy: a.: Karazan-javapihinana aingitraingitra vita amin'ny siramamy, mitarehina vato kely boribory. tohiny
Vatomandry: (Ats) a.: Vary afafy amin'ny heniheny ka jinjaina amin'ny ririnina. tohiny
Vatomanga: a.: Karazam-batosoa manga mahafinaritra ny lokony. tohiny
Vatomasina: a.: Sehatra boribory sy avo, voafaritra amin' ny vato, natokana hikabarian'ny Andriamanjaka fahizay.…tohiny
Vatomazava: g: Karazana vatokaranana madio, tantera-pahazavana vita-Nanahary. tohiny
Vatomizana: a.: Fonjana metaly ampiasaina amin'ny fandanjana zavatra amin'ny mizana; manana endrika efa raikitra…tohiny
Vatonakoho: a.: Karazam-bato malemy sady loadoaka. tohiny
Vatonangy: a.: Karazam-bato mafy. tohiny
Vatonono: a.: Jer. Nono. tohiny
Vatony: na Sakany na Andranarivavy (Btt) a.: Vantotr' ombivavy afa-miteraka. tohiny
Vatopaika: (t. tr.) a.: Vonjy fo, sakafo tohan'aina. tohiny
Vatorano: a.: Karazana vatomainty izay mainty dia mainty ary mafy izaitsizy, ela vao mafana raha hafanaina, ka…tohiny
Vatorendrika: a.: Karazan-javatra namboarina hitarehi-na VatoaOa, mitovitovy amin' ny tamaboha. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1462