Litera V

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Vandravandra: a.: Fifantohan' ny maso mafy eo am-pijerena misoritra hatezerana lehibe. i t.if.: Avandravandra, vosvandravandra,…tohiny
Vandriana: (vandry) mt. ih. (vandrio): Tilfna. tohiny
Vandrika: a.: Karazan-kazo mafy somary vony (Craspidospermum verticellatum). tohiny
Vandrina: Mitovy amin'ny Bandrina. tohiny
Vandry: ft.: Fitiliana, fiandrasana izay ho voan'ny velapandrika napetraka. i Vandriana, avandry, voavandry…tohiny
Vandy: (fit.-p.) a,: Lainga. i t,if.: Mivandy, fivandy, mpivandy 1 mavandy. tohiny
Vanga: a.: Karazam-borona sady mifaingoka no mafy ny vavany (Vanga curvirostris). tohiny
Vanga: a,: Varotra (fivarotana sy fividianana). 1 t.f.f.: Mamanga, mivanga. - F.-p.: Mitam-banga, mpitam-banga:…tohiny
Vanga: na Vangavangap.t.: Teny ilazana loko misy pentina mainty na mena, fa fotsy ny tokotaniny. tohiny
Vango: (Ski) a.: Karazan-trondron-dranomasina izay tsy saro-pantarina amin'ny kirany madinika betsaka izay…tohiny
Vango: a.: Famelezana izaitsizy; fanesokesohana (sakafo) tsy misy fiatoana. - t.i.f.: Vangoana, avango, voavango,…tohiny
Vangoana: (vango) mt. ih. (vangdy): Asiana, velezina, kapohina mafy: Novongoany ny zandriny ka nivanditra ny ronjony.…tohiny
Vangongo: a.: Fitangoronanjavatra miavoavo amin'ny toerana iray, tangongo, sangongo. i Vangongoana, vangongoina…tohiny
Vangongoana: na Vangongoina (vangongo) mt. ih. (vangongoy): Entina milaza ny zavatra itangoronana: Novangongoan'ny…tohiny
Vangovango: (vango) a.: Fanaovan-javatra amin'ny ankapobenyfotmny. tohiny
Vangovangoina: (vangovango) mt, ih. (vangouangoy): Atao amin'ny ankapobeny fotsiny. tohiny
Vangy: a: Fandehanana mitsidika olona any aminy; fitsapana alehelo noho ny fahafatesan-kavana. - t.i.f.: Vangiana,…tohiny
Vangy: a.: Nify maranitra sady somary lavalava kokoa noho ny sasany manelanelana ny vazana sy ny nify anoloana,…tohiny
Vaniana: a. Ny kibo malemy, faritra ambany indrindra amin'ny kibo (ny faritra amin' ny ilany roan'ny vaniana…tohiny
Vanika: a.: Fampisehoana ny nify, na ho mari-pihomehezana tsy afa-manoatra izay na ho mari-katezerana; tsy fahakombonan'ny…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0098