Litera V

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Valona: a.: Famoretana lamba na fitafiana izay kendrena hilamina tsara; fandaminana sy fitehirizana ao anaty…tohiny
Valonana: a.: Lamba mihorona milamina tsars, izay atao koa hoe "goran-damba". tohiny
Valonga: p.t.: Valo (amin'ilay fiteny fanaon'ny ankizy taloha raha nianatra nanisa hatramin'ny folo) jer. Ingisa.…tohiny
Valongana: a.: Vongana, vainga, fonjan-javatra makadiry. i t.Lf.: Avalongana, voavalongana / mamalongana, famalongana,…tohiny
Valopy: (fr. enveloppe) a.: Taratasy naforitra efatra ary midity ka aiditra ao anatiny ny taratasy alefa ho…tohiny
Valotra: (fr. valse) a: Karazandihy vazaha somary milantolanto: Mahay manao dihy valotra er? ireto ankizy! tohiny
Valòvoka: o.: Karazana vy ma-lia, roritina ho tariby. tohiny
Valovotaka: a.: Olona nandao ny tany niaviany ka mipetraka maharitra na sary monina mihitsy any amin'ny faritany…tohiny
Valozoro: a.: Trano ngeza sahalahala bika amin'ny tarehin-tsoratra H: Nony niuerina auy tany Antalaha Randria,…tohiny
Valviola: (fr. valvule) a.: Takela-kakaninkanina toa matezaroritina ao amin'ny rindrina anatin'ny fo na ny fantson'ny…tohiny
Valy: a: Setry: Valin'ny fiakarana ny fidinana. ~ Setrin'ny taratasy nalefa na ny fanontaniana natao: Nandefa…tohiny
Vanàka: p.t.: Gaga sady taitra tampoka ka ny vava no atanatana fotsiny fa tsy mahateny. 1 t.if,: Avanaka, tafavanaka…tohiny
Vanavana: o.: MisokAtra be (enti-milaza indrindra vava lavaka, hady, tevana): Teuana mivanavana. - t.i.f.: Vanavanaina,…tohiny
Vanavanaina: (vanaUana) mt, ih, (uonavanao): Sokafana makadiry be. tohiny
Vandambandana: (vandona) p. t.: Mipentimpentina, vangavanga. tohiny
Vandana: p.t.: Maramara misy sorany mifangaro: Auereno any ity taratasy vandana itY fa tsy misy hilana azy. 1…tohiny
Vandanina: (vandana) mt. ih. (vandano): Atao tonga maramara. tohiny
Vanditra: a.: Ny mivohitra mitsoriaka lavalava (toy ny dian'ny tady namatorana na ny tsora-kazo nikapohana). 1…tohiny
Vandrahana: (vandraka) mt.ih. (vandraho): Jerena amin'ny maso midiridiry. tohiny
Vandraka: a.: Fidiridirin'ny maso misokatra be sady mifantoka. - t.i.f;: Avandraka, vandrahana, tafavandraka 1…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0915