Litera V

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Vorehina: (vorika) mt. ih. (voreho): Amosavfna, omena sakafo misy ody mahafaty na mankarary. tohiny
Vorenana: a.: Kiborin-kofehy. ~ p.t.: Fonetana, onkenana. tohiny
Vorery: p. t.: Maloto, be tsikoko, maharikoriko; afa-baraka. i t. L f.: Mamorery, famorery, mpamorery. tohiny
Voretaka: Mitovy amin'ny Boretaka. tohiny
Voretra: p.t.: Tsy mahavatra mikarakara na manadio ny tenany sy izay mikasika azy, ka maloto maharikoriko lalandava.…tohiny
Vorika: a.: Mosavy mahafaty. - t.i.f.: Vorehina, avorika, voavorika 1 mamorika, famorika, mpamorika / amorehana,…tohiny
Vorikena: a.: Ny faritra matavy amin'ny omby vositra. tohiny
Vorina: (vory) mt. ih. (vorio): Antsoina ho tonga miaraka amin'ny toerana iray: Novorina teo an-tokotanibe ny…tohiny
Vorinosy: a.: Karazam-bakana fotsy kilavalava. tohiny
Voritra: Jer. Vorotra. tohiny
Vorivorina: (vorivory) mt. ih. (vorivorio): Boriborfna, a-tao tonga vorivory: Vorivorio io hazo io. tohiny
Vorivoriny: sy Vorivorinkena a.: Anarana ilazana ireo kitapo faharoa sy fahatelo amin'ny vavonin'ny biby mandinika…tohiny
Voroka: ft.: Fofona ratsy sady mantsina. 1 tif: Mavoroka / havoroka. tohiny
Voromahailala: a.: Vorona mpihinam-boan-iavamanirY ary fatra-pivelona miaraka, tsara hena ka ompian'ny olona. (Mahavita…tohiny
Voromahery: a.: Karazam-borona mpihaza sy mpihinankenam-biby velona; mety ho lehibe sy matanjaka ny voromahery any…tohiny
Voromanga: a: Teny entina ilazana olona tiana: Raha tsy tian'ny hafa aza, ravoromangako kosa! tohiny
Vorombato: a.: Anaran'akoholaby mahery miady fahizay, izay karazan'akoho vaventy ary somary mifaingoka ohatra ny…tohiny
Vorombazaha: a.: Jer. Ganagana. tohiny
Vorombe: a.: Jer. Gisa. tohiny
Vorombola: a.: Vorona iray fianakaviam-be amin'ny alto-ho sy ny voxontsiloza, misy volony marevaka, indrindra ny…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0452