Litera V

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Volavolaina: (volavola) mt. ih. (volavolao): Atao boribory ohatra ny volavola: Nouolauolainy ny feta dia nataony…tohiny
Vole: (fr. volley) a.: Lalao fanatanjahan-tena misy mpilalao enina an-daniny sy ankilany, ka ny ifanlnanan'izy…tohiny
Volena: (voly) mt. ih. ((oleo): Enti-milaza ny tany asiana voly: Voleo tsaramaso ity tany ity, ary itsy kosa…tohiny
Volimbolina: a.: Enti-milaza zavatra miolanolana na miolikolika; tambolina. - t.i.f.: Avolimbolina, voavolimbolina…tohiny
Volkano: (fr. volcan) a.: Tendrombohitra mivoaka riakan' afo mahamay avy any ankibon'ny tany; afotroa. tohiny
Volo: a.: Zavatra lava madinika kely ohatra ny kofehy tantra maniry amin'ny faritra sasantsasany amin'ny tenan'ny…tohiny
Volo: a.: Lokon-javatra na biby: Toy inona no volon' ilay ombinareo very izay? / Ity lamba tanora volo ity…tohiny
Volo: a.: Karazan-javamaniry fahita amin'ny tany mafana, manana toetra manokana: ny tahony tsoa-tokana tsisy…tohiny
Voloa: (Ats) a: Vary nandrahoina tao anaty volo. tohiny
Voloandotra: a.: Karazana volo. tohiny
Voloandritra: a.: Karazana vola. tohiny
Volobe: a.: Ny fantsona andehanan'ny bala amin'ny basy. 1 Ny fantsona miolikolika amin'ny lalambika. tohiny
Volodia: a: Karazana volo. Volodiosy a.: Karazana volo. tohiny
Voloina: (volo) p.t.: Misy volo, be volo: Voioina ny ranjon-dRakoto ka tsy sahy mialapataloa izy. tohiny
Volokelimpamantaranandro: a.: Vimiaina kiritika kely amin'ny milin'ny famantaranandro. tohiny
Vololona: a.: Tsimoka mitrebona voalohany; ravina malemy izay miseho eny amin' ny tendron'ny hazo. - t.i.f.: Mamololona.…tohiny
Volombatolalaka: p.t.: Volondavenona tanora. tohiny
Volombava: a.: Volo maniry eo ambonin'ny molotra ambony: Rehefa miresaka Rangahy io, jereo tsara fa aolanolany…tohiny
Volombitsika: a, na p.t.: Teny ilazana ny lako mavo mena. tohiny
Volomboahangy: a. na p.t.: Loko mena mavo. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0145