Litera V

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Vodivodiana: p.t.: Mahimahina, feno ahiahy ambony ihany. - i t.i.f.: Mahavodivodiana, fahavodivodiana. tohiny
Vodivona: a: Rambon-tanety mandroso sy mitsopaka any anaty rano. ~ (taloha) Faritany nofehezin'andriana napetraky…tohiny
Vody: a.: Ny fitombenana na ny fipetrahana: "Mikisaha ny vody kely hipetrahan'ny vody be", hoy ireo mpanifikifika…tohiny
Vofy: na Vaofy a: Fanalana ny hodi-javatra; fanazavana teny na lohateny iray. i tif: Voasana, voavofy / mamofy…tohiny
Voha: a.: Fisokafana, fanokafana; fangatahan-dalana. - t.i.f.: Vohana, vohaina, vosvoha / mamoha, famoha,…tohiny
Vohana: na Vohaina (voha) mt. ih. (vohay): Sokafana: Vohay ny uarauarankely. * A-nokafana varavarana: Vohay…tohiny
Vohavoha: a.: Landihazo efa voasara.tsaraka. t' p, t.: Malemy, malambolambo raha tsapaina. - t.i.f.: Vohavohàna,…tohiny
Vohavohana: Vohavohaina (vohavoha) rnt. ih. (vohavohao): Saratsarahina alohan' ny hamolesana azy, veraveraina, tsikeraina…tohiny
Vohirina: (vohitra) mt. ih. (vohiro): Bontsinina. tohiny
Vohitra: a.: Havoana. 1 Tanàna kely: "Mijojo mipatraka ny oram-baventy, /Mandena ny vohitra sy ny tanety". 6…tohiny
Vohivohy: ft.: Niavian'ny hoe "Mivohivohy": (kibo) misy rivotra, mizihitra, mivozihitra. tohiny
Voho: a.: Ny ao an-damosina, ny ao am-badika: Asehoy ny vohon-tananao. ? Ny lafy ratsy: Sarin'inona no ao…tohiny
Vohoka: a.: Tranon-jaza. ? h. i.: Ny kibo (itoeran'ny zaza). * F,•p.; Am-bohoka: ao ankibo, oh.: Maty am•bohoka.…tohiny
Voina: a.: Loza mihatra,antambo mby an-koditra. * F.-p.: Tra-boina: voan'ny loza, tra-doza. / Voin'ny azony:…tohiny
Voivoy: a: Vezivezy, fandehanana ats? ar?. - t.i.f.: Avoivoy, tafavoivoy 1 mamoivoy, famoivoy, mpamoivoy / amoivoizana,…tohiny
Voizina: (voy) mt. ih. (voizo): Enti-milaza ny lakana izay asosa amin'ny fikapohana ny rano miverina raha tiana…tohiny
Voka: Fihasimban'ny Vohaka ara-panononana. tohiny
Vokabolary: sy Vokabolera (fr. vocabulaire) a: Ny teny rehetra amin'ny fiteny anankiray. ~ Voanteny navoambolana.…tohiny
Vokaiky: sy Vokaika p.t.: Hetry, fonetana, vokoka. 6 Avokaiky, tafavokaiky, tafavokaika 1 mamokaiky, famokaiky…tohiny
Vokaka: a: Tany nalaina tamin'ny fasan'andriana hanaovana veiirano na fianianana. - F.-p.: Sotro vokaka: fisotroana…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0134