Litera V

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Variaminanana: a.: Vary misy teti-kena sy karazan'anana samihafa (anatsonga, anamamy, voatabiha, tongolo...) handroina…tohiny
Variana: p. t.: Vary hevitra: Very ny firavako sarobidy ka variana aho. 1 Lasa eritreritra: Variana aho mijery…tohiny
Varibotry: a.: Dihim-behivavy iray karazana amin'ny tsipisandry ihany fa miletaka mihabotry somary manjoko ny mpandihy.…tohiny
Varidimiventy: a.: Anaram-bola izay latsaka kely noho ny varifitoventy. * Ohab.: Varidimiventy namidy vozon-kena: kely…tohiny
Varifitoventy: a.: Anaram-bola mitovy amin'ny variraiventy impito, izany hoe mitovy lanja amin'ny voambary fito, ka…tohiny
Varijo: p. t.: Enti-milaza ny omby fotsy handrina. tohiny
Varika: a.: Karazana gidro kely, ny rambony misoratra mitapatapaka. tohiny
Varikitia: a.: Anaran-kazo madlnika (Clorodendron emirnense). tohiny
Varimbazaha: a.: Karazam-bary famboly indrindra any amin'ny tany mangatslaka (E-oropa, Amerika avaratra...), ahazoana…tohiny
Varina: a.: Fidinana, fianjerana, fitsingidinana, fanonganana, fionganana. i Avarina, voavarina, tafavarina…tohiny
Varina: (vatra) mt, ih. (varo): Zarina: Varo hikarakara tena ireo zaza ireo. tohiny
Varinesy: (angl. uarnish) a.: Zavatra ahosotra ny hazo mba hampalambolambo ary hampamirapiratra azy. tohiny
Varingarina: a.: Iraizotongotra izay manana fototra faribolana. tohiny
Variona: a.: Rivotra avy andrefan'ny amorontsiraka atsinanana; ny avy any atsimo kosa atao hoe anintafara. tohiny
Variraiventy: a: Anaran'ny vakim-bola kely indrindra. mitovy lanja amin'ny voambary anankiray; ny sandany dia iray…tohiny
Varirotra: p.t.: Enti-milaza ny tarehy na molotra mifendrotra na mifandrirotra noho ny zava-mahazo. - t.i.f.: Mivarirotra,…tohiny
Varivarina: (varivary) mt. th. (varivario): Asianavarivary. tohiny
Varivary: a: Tsy tena mamo, falifaty noho ny hantamoana, mienjina, jaonjaona. 1 Atriatry, salasalany, tsy kely…tohiny
Varivary: p.t.: Vakin-kazo lava marotsaka fantsihana amin' ny lohatrano ka ipetrahan' ny tafo: Volotsangana no…tohiny
Varizohina: (varizoka) mt. ih. (uarizohy): Enti-milaza zavatra resahina lavareny, tsisy farany. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0126