Litera V

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
V: a.: Tarehintsoratra fahasivy ambin'ny folo ary renisoratra fahadimy ambin'ny folo amin'ny abidy malagasy,…tohiny
Va: Kianteny enti-manontany, ka tsy fanontaniana tsotra no ambara aminy fa fanontaniana fampiasa amin'ny…tohiny
Vadiana: (vady) mt. pdr. (vadio): Ampiarahina amin' ny...: Tsy hahavelona anao io asa io raha tsy vadianao raharaha…tohiny
Vadidirana: na Vadidirina (vadiditra) mt ih. (vadidiro): Ladfnina, iolanana: Vadidiran'ny voninkazo ny andry. tohiny
Vadiditra: a: Fifandidirana, fadiditra. ~ Dian-tsora-kazo nikapohana, na ny fatotra nifatorana. 6 t.if.: Vadidirana,…tohiny
Vadika: a.: Fisehoan'ny ilany tsy mbola niseho: Vadi-boamaso. 1 Lafy: Vadi-tsarany. ~ Fitaipahana, tsy fitanana…tohiny
Vadina: (vady) mt. ih. (vadio): Alaina ho vady: Zazavauy tsy azo vadina iny fa ratsy toetra izaitsizy. tohiny
Vadintany: a.: Olona napetraky ny mpanjaka fahiny hitana ny tany sy ny fanjakana, hitondra ny tenin'ny vahoaka…tohiny
Vadipeo: a.: Teny ilazana ny fivadiham-baninteny: mahandroa = mandrahoa. tohiny
Vady: a.: Ny iray amin'ireo olona roa (lahy sy vavy) mikambana araka ny fanambadiana: Lasa nandranto ny vadin-dRamatoa…tohiny
Vaha: a.: Fanalana ny kofehy mamatotra; famotsorana, fanesorana ny fahan-damba; fanapahana ny fanekena nifanaovana.…tohiny
Vahana: (vaha) mt. ih. (vahao): Borahina: Novahana ny entany ka iny nipitika ny kilalao nentiny ho an-janany.…tohiny
Vahana: a: Haben'ny toe-batana: Efa uahany ny azy io kelikely io fa inona izy no marary eo. * F.-p.: Maka vahana:…tohiny
Vahatra: a.: Faka, fototra: Vahatry ny aina. tohiny
Vahia: a.: Zavamaniry manipofona. tohiny
Vahilanina: p. t, : Mivilana fa tsy mahitsy tsara; tsy mahitsy ny ilany: Vahilanina ity varavarana ity ka sady ratsy…tohiny
Vahimaty: a.: Bibikely mivelona any anaty rano. tohiny
Vahindanitra: a.: Antokon-kintana tsy hita isa mifanakaiky ka toa mitankosina fotsy ary manaraka faritra lehibe lavalava…tohiny
Vahindrorohany: a.: Iray amin' ireo zavatra tain miforona ho vavonin'ny omby, izay misy volovolo madinika. 'Vahiny a.:…tohiny
Vahoaka: a.: Ny olom-pirenena amin'ny fanjakana iray: Nouorin'ny filoham-panjakana ny vahoakany. ? 01ona maro…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0125