Litera V
Volombodimpona: a.: Anarankazo tsars sy madini-bolo, mena antitra manopy volomparasy, fanaovana rafitra madinika be…tohiny
Volomisaona: (Btl) a.: Randram-bolo betsileo faneo rehefa misaona: avala hisarakorako, na miolana kely amin'ny ila…tohiny
Volomparasy: a. nap.t.: Loko mania mena.
tohiny
Volona: ft.: Ala nenina atao mba hamerenana ny ain'ny olona efa ho faty. - t.i.f.: Volonina, volombolonina.…tohiny
Volonamalona: a. na p, t.: Loko mavo maitso somary mainty malefaka.
tohiny
Volondavenona: a sady p.t.: Loko mania tanora toy ny an'ny lavenona.
tohiny
Volonina: na Volombolonina (volona) mt. ih.: Ala-nenina mba haverina (afn'olona efa ho faty).
tohiny
Volonkotona: a.: Karazan'ahidrano.
tohiny
Volonondry: a.: Lamba vita amin'ny volon'ny ondry.
tohiny
Volontera: (fr. volontaire) a.: Miaramila tsy voantso fa nilatsaka an-tsitrapo faha-Ranavalona III,
tohiny
Volontsomaka: a.: Volo maniry eo ambany saoka na eo ambanin'ny molotra ambany. ΒΆ M:h.: Somotra,
tohiny
Volory: (fr. velours) a: Karazan-damba matevintevina misy volony, nefs tsy mitsibolobolo akory fa malambolambo…tohiny
Volosana: (volo) mt. ih. (volosy): Ongotans ny volony: Volbsy haingana io akoho io hatao laoka.
tohiny
Volotsangana: a.: Karazana vo-Io madinika fampiasa indrindra hanaovana varivary na valindrihana.
tohiny