Litera V

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Vokatra: a: Ny voan'ny zavamaniry na ny vodin'ny zavamaniry fihinana tonga amin' ny fahamasahany: Rehefa miakatra…tohiny
Vokehana: (vokeky) p.t.: Miketrona, miforitra. tohiny
Vokeky: p. t.: Mitovy amin'ny Vokaiky. - t.i.f.: Vokehana 1 mamokehana. tohiny
Vokenana: p.t.: Matanjaka, tomady, matomboka. tohiny
Vokim-pelaka: (Btm) a.: Fombam-bolom-behivavy betsimisaraka taloha: avonkina ny volo apetaka eo ambony sofina havia…tohiny
Vokimbahy: (Tsm) a.: Biby iray tarika amin'ny voalavo, saingy mivelona ambony hazo. tohiny
Vokisana: (voky) mt, ih. (vokiso): Omena sakafo betsaka: Efa novokisan'Ikoto tsarave ny vorona? 1 Taomina, tarihina:…tohiny
Vokoka: p.t.: Miforitra ohatra ny volantsinana, manantsika: Hazo vokoka no novidinao ka tsy azo ampiasaina.…tohiny
Vokovoko: a: Anaran-kafa ilazana ny lakroa (jer. io teny io), fa natokana kosa hilazaha keo Fikambanana samihafa…tohiny
Voky: p.t.: Feno ny kibo ka tsy te hihinana intsony: Misaotra fa voky, tompoko! ? Manankarena: Ireny olona…tohiny
Vola: a.: Taratasy na metaly, misy sary ary voamarika, ataon'ny fanjakan'ny tany tsirairay avy, ka manan-kery…tohiny
Vola: na Volafotsy a,: Metaly sarobidy, izay fotsy mamirapiratra manana singa ara-tsimia "Ag" , anaovana vola…tohiny
Volaina: (vola)-mt. ih. (uglào): Amidy mba ho tonga vola: Milaza tsy manam-bola ianao, nefa manan-trano; raha…tohiny
Volamena: a.: Karazana metaly anisin'ixeo antsoina hoe "sarobidy": mavomena mamiratra mahafinaritra ny volony,…tohiny
Volana: a.: Teny atao, teny aloakan'ny vava, 1 t.if: Volanina / mivolana, fivolana, mpivolana / ivolanana, fivolanana…tohiny
Volana: a.: Antontan-javatra mihodina manodidina ny tany nefs mandray hazavana avy amin'ny masoandro, ka io…tohiny
Volanina: (volana) mt. ih. (volàno): Tenenina, lazafna. tohiny
Volavelona: a.: Karaza-metaly sarobidy, tsiranoranony fa tsy mivongana ny toetrany, ary anaovana ireo fitaovana…tohiny
Volavita: p.t.: Enti-milaza omby misy sorany manokana (misy fotsy ny handriny, ny tampon-damosinY, ny feny ary…tohiny
Volavola: a.: Varimasaka atao boribory mba hoentina ha-tao vatsy rehefa misy dia la-vitra haleha.: Volavolam-bary.…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0121