Litera V

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Vatosanga: a.: Karazam-bato rehefa dorana 1500 mivoadrano ary tonga sokay malemy volo na platra. tohiny
Vatosoa: a.: Karazam-bato sarYObidy noho ny hasoany. tohiny
Vatosokay: a.: Karazam-bato inlay sokay. tohiny
Vatosokina: a: Karazam-bato fasipasehina na misy mivongambongana kely madinika. tohiny
Vatosolaitra: a.: Karazam-bato mihelakelaka na miselatselaka. tohiny
Vatotsileondoza: a.: Karazambatosoa. tohiny
Vatovandana: na Marbra o.: Karazam-batofotsy, tsy dia mafy loatra, vandambandana ny sorany ary mety ho tonga malambolambo…tohiny
Vatovary: na Vatoasana a.: Karazam-bato mandray roa fa sady misy ny fotopototry ny vatofalia na vatoafo no misy…tohiny
Vatovy: a.: Karazam-bato mafy mainty avy amin'ny volkano. tohiny
Vatra: ft.: Vanditra amin'ny tena avy amin'ny kapoka na tady namatorana. i t. L f.: Mivatra, fivatra 1 vatravatra.…tohiny
Vatra: a: Voakarakara, voakolokolo: Ho oatranao ve ireto zaza ireto? ? Zatra amin' ny...: Toa tsy ho vatrako…tohiny
Vatra: (t. tr.) a.: Rian-tapaka. tohiny
Vatravatra: a.: Fahatongavana rodobe amin-kery. ? Filatsahana havandra na orana vaventy sady mahery fiavy. 1 t.Lf.:…tohiny
Vatravatraina: (vatravatra) mt. ih. (uatravatrao): Entina na tenenina mahery. tohiny
Vatritra: (t. tr.) a: Taolana. tohiny
Vatritrika: Mitovy amin'ny Trfngitringy. 6 t.Lf.: Mivatritrika. tohiny
Vatsavatsa: a.: Kamentsona, pentsompentsona, habasiambava; taria. • p. t.: Basivava. - t.i.f.: Vatsavatsaina, avatsavatsa,…tohiny
Vatsavatsaina: (eatsavatsa) mt. ih. (uotsavatsào): Tariavina, kamentsonina. tohiny
Vatsina: (vatsy) mt. ih. (vatsio): Omena vatsy: Handeha tauitra izy ka uatsio tsora tohiny
Vatsy: a.: Sakafo, na vola atao solony, omena olona handeha hivahiny lavitra. - t.i.f.: Vatsina, avatsy, voavatsy,…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.01