Litera V
Volovaliha: a.: Karazana volo fanaovana valfha.
tohiny
Volovolo: a.: Havana akaiky (io teny io dia ampiasaina miaraka amin'nY "Tay"): Tsy taovana tsy volovolo: Tsy havana…tohiny
Voly: p. t.: Dontodonto tsy mahare raha tohinina;ankonankona noho ny hasasarana mafy na noho ny fiforetana…tohiny
Voly: a.: Famafazana voan-javamaniry na fanatsatohana tahon-lavamaniry amin'ny tany mba haniry: Anisan'ny…tohiny
vomanga: zavamaniry fihinambody sy ravina, mbizo no iantsoana azy amin'ny faritr'i Fianarantsoa Misy karazany…tohiny
Vombo: na Vombona na Vovona a,: Ny volon'ny biby ao an-katoka izay hita mitsangana rehefa taitra izy na tezitya.…tohiny
Vona: a: Tonon-kofehy na tady, afatotra amin'ny tenany: Asio vona ny zoro mosaranao mba hahatsiarouanao ny…tohiny
Vondrahina: (vondraka) mt. th, (vondrdho): Hatavezina, afahy: Vondrahy tsara io kisoa io fa hovonoina amin'ny fety.…tohiny
Vondraka: p.t.: Matavy, be menaka. - t.i.f.: Vondrahina, voavondraka, vinondraka 1 mamondraka, famondraka, mpamondrakal…tohiny
Vondrakandohany: (Tsm) a,: Karazam-boatavo izay endasina toy ny voanjo ny voanY.
tohiny
Vondromay: (Tsm) a.: Omby mavo misy pentina mena na maintimainty eny amin'ny lohany, hatony, vozony.
tohiny
Vondrona: a.: Zavamaniry fandrary ho tsihy na harona ary ahazoana lavenona mamimamy toa sira (sira vondrona).…tohiny
Vongadina: (vongady) mt. ih. (vongadio): Vidfna mitambatra: Novongadin-dRanaivo daholo ny taratasy rehetra tao…tohiny
Vongady: a.: Vongana iray manontolo mitsinkasina ho azy er?. 1 t.Lf.: Vongadina, avongady, voavongady, tafavongady…tohiny