Litera V
Voanjo: a.: Miaramila napetraka hiandry tany ao amin'ny toerana na taniina vao nalaina. ~ Ny olona rehetra manao…tohiny
Voanjo: a.: Karazan-javamaniry mamoa voa fakana menaka iray atao hoe mena-boanjo. (Rehefa hiova ho voany ny…tohiny
Voanjopika: na Kapika a.: A-naran-kafa ilazana ny voanjombazaha (Btl: Vanjokatra).
tohiny
Voankandrina: a.: Karazan-kazo fihinam-boa (Garcinia Ge-nordi).
tohiny
Voankanina: a: Aretina azo tamin'ny hanina nisy mosavy. ? Tsy fahalevonan-kanina.
tohiny
Voankarabo: a.: Karazam-bahy.
tohiny
Voankavandra: a.: Karazan-kazo madinika mitovy amin' ny havandra ny haben'ny voany (Longani).
tohiny
Voankazo: a.: Organa amin'ny zavamaniry izay avy amin' ny voninkazo ary misY ny voa hamelona taranaka azY indraY.…tohiny
Voanketsihetsy: a.: Karazan-javamaniry mifanahaka amin' ny voatango.
tohiny
Voanosy: a.: Karazam-bibikely fianakaviamben'ny voangory mivelona eny ambony hazo sasantsasany.
tohiny
Voantailahy: a.: Tsy fitoviana; fisaratsarahan-tsaina, fisaraham-bazana. - t.i.f.: Mivoantailahy, fivoantailahy.…tohiny
Voantaimboalavo: a.: Karazankazo madinika.
tohiny
Voantaindalitra: a.: Karazankazo.
tohiny
Voantakasina: a.: Karazan-kazo madinika (Dracoena).
tohiny
Voantamenaka: a.: Jar. Tamenaka.
tohiny
Voantandroka: a.: Bibikely mipetraka amin'ny mandomando sy ny maizimaizina, saingy mihorona faingana izy rehefa raisin'ny…tohiny