Litera V

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Vava: a.: Fiandohan'ny lalankanina, izay eo afovoany ambanimbany amin'ny tarehy no misy azy, art' misarintsarin-davaka…tohiny
Vavadidy: a: Loaka atao amin' ny fanambanin'ny lafaoro fanempoana vy, mba handehanan'ny rivotra tsara mampirehitra…tohiny
Vavafo: na Ambavafo a.: Ny lempona eo ambanin'ny tratra, mamaritra ny toerana misy ny vavony ao anaty. tohiny
Vavaha: a.: Hazandrano lehibe misy tandrony tokana fisaka voaravaky ny nifiny. tohiny
Vavahady: a.: Rafi-bato na hazo atao fidirana ao amin'ny tanàna na sahan'olona iray. 1 Vavan'ny hadivory nanodidina…tohiny
Vavahoala: a.: Toerana andehanan'ny rano avy eny an-keniheny. tohiny
Vavahoana: a: Tany mitriatra, lempona. / Fotoana farany iafnana: Efa eo om-bauahoana ihany ilay marary notsidihinay…tohiny
Vavaka: a: Fitsaohana sy fangatahana atao amin'Andriamanitra: Olona tia vavaka marina raha iny vehivauy iny.…tohiny
Vavaloza: a.: Vavan'ny votry. 1 Vava tafondro. 1 Zavamaniry tenehina anaovana fanafody aretim-bavony. tohiny
Vavana: (vava) mt ih. (vavao): Asiana vavany, asiana banga, loaka: Vauào ity ampiantany ity. 1 p. t.: Basivava,…tohiny
Vavarana: (uauatra) mt. ih. (uavàro): Tatahana kely. • Vahana, velarina. 1 Aseho, ambara, aposaka. tohiny
Vavarano: o.: Toerana fiafaran'ny ony ka ivarianany any an-dranomasina; vinany. 1 Fihaonan-drenirano roa. 1 Halehiben'ny…tohiny
Vavatra: a.: Fatitra na tatatra kely. 1 Vaha, velatra. 1 Famosahan-kevitra, filazana. - t.i.f.: Vavarana, avavatra,…tohiny
Vavavokaka: (t, tr.) a.: Lavaka fanototra eo anoloan'ny varavaram-pasana. tohiny
Vaventy: p.t.: Lehibe: Olombauenty. 1 Be vatana, mivongavonga, makadiry: Olona uauenty tokoa izay nireaaka taminay…tohiny
Vaviana: (vauy) mt. ih. (uauio): Enti-milaza ny biby roa (lahy sy vavy) ampiarahina. - vaviana: vavy anaka, tsy…tohiny
Vavina: na Vavena (vauy) mt. ih. (oavio, uaueo): Asianavavin-drafitra. tohiny
Vavolombelona: a.: Olona nanatri-maso na nandre zavatra iray ka afaka hiantoka ny fahamarinany, Ilana uauolombelona…tohiny
Vavomby: na Vavombiny a.: Ny ambaviny ifampitanan' ny rindrina roa amin'ny trano hazo. tohiny
Vavoninkena: a: Kitapo fahefatra amin'ny vavonin'ny biby mpandinika (toy ny omby na ondry). tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.063