Litera V

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Voamaintilany: a.: Zavamaniry mandady mizara mainty sy mena ny voany, madini-dravina ary marikivy raha tenehina, fanao…tohiny
Voamandina: a.: Karazana voasary makirana, malambolambo hoditra (Citrus medica). tohiny
Voamantorana: na Voamahatorana a.: Anaran-kafa iantsoana koa ny Voamaintilany. tohiny
Voamarintampona: a.: Karazan-kazo madinidinika (Eugén ia). tohiny
Voamaso: a.: Ilay faritra boribory mainty ao anatin'ny tapotsi-maso: Ilay teboka ao anatin'ny voamaso no a-tao…tohiny
Voamasonomby: a.: Karazan' ahitra (Dianelle). tohiny
Voamba: p.t.: Vandana manja sy mainty (filaza indrindra amin'ny alika). tohiny
Voamboana: a.: Karazan-kazo sady mafy no mavesatra, mania antitra ny volony, fanaovana fanaka mihaja. tohiny
Voambolana: o.: Fitambaran' ny teny rehetra fampiasa amin'ny sampam-pahaizana iray. 1 Rakibolana nofintinina. tohiny
Voamena: a.: Anaram-bola malagasy ampahefatra amby roapolon'ny ariary, izany hoe mitovy amin'ny 0,fr 20 amin'ny…tohiny
Voamiera: na Vaomiera a.: Antokon' olom-bitsy mpiara-mihevitra amin'izay hatao, alohan'ny handrosoana azy amin'ny…tohiny
Voamitohy: a.: Karazam-boangory sahala habe amin'ny voanantoka na ny voanosy, fa misy poizina mahafaty raha manaikitra.…tohiny
Voamivonto: a.: Otri-po ananana amin'ireo ambony na lehibe mpitondra, - F,-p.: Manao voamivonto: manao an-dolompo.…tohiny
Voampanjehy: (Btm) a.: Bibikely sahala amin'ny dinta. tohiny
Voampano: a.: Ilazana ireo mibontsimbontsina madinika amin'ny hoditry ny zaza, izay vokatry ny hafanana. tohiny
Voampo: na Voampoa a.: Hazo madinika, ny voany menamena mahafinaritra fa mangidy tsy laitra (Solanum indicum).…tohiny
Voanadabo: a.: Karazan'aviavjmbazaha. tohiny
Voanalakely: a.: Karazana vahy mani-pofona. ~ Teny lia-rima ny votrovotro amin'ny nendra amin'ny fotoana ahamainany.…tohiny
Voanampotsy: a.: Karazan-kazo (Melanophylla ainifolia). tohiny
Voanana: a: Karazan-kazo anaovana sahafa (Eloeocarpus). tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0118