Litera V

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Vitaina: (vita) mt. ih. (vitao): Efaina, tanterahina, atao manontolo hatramin'ny farany: Vitao haingana ny tranonao…tohiny
Vitamina: (fr. vitamine) a.: Jer, Otrikaina. tohiny
Vitanona: (Btm) a.: Anarankazo. tohiny
Vitrana: a.: Ny zaitra atao hanakambanana ambain-damba roa: Tata-bitrana ity lamba ity izany. 1 Fanakambanana.…tohiny
Vitravitra: (t. tr.) a.: Mitovy amin'ny Vikavika. tohiny
Vitrika: ft.: Enti-milaza hakingana ombam-pahatanjahana. 1 t.if•: Mavitrika / mahavitrika / mampahavitrika I…tohiny
Vitro: (Ats) a,: Akanga. tohiny
Vitsika: a.: Bibikely bitika dia bitika, lavalava vatana, mivelona miara-mitoetra ao anaty lavaka izay atao indrindra…tohiny
Vitsikambo: a.: Karazam bitsika manao ny tranony eny ambony hazo. tohiny
Vitsikazo: a: Karazam-bibikely ohatra ny vitsika fa tsy Iray karazana aminy velively, mikiky ny hazo amin'ny trano…tohiny
Vitsivitsy: (vitsy) p.t.: Sasany ihany, tsy dia maro loatra: Olo-mahay vitsivitsy no efa nilaza izany. tohiny
Vitsy: p.t.: Tsy maro na betsa ka, tsy firy, keiy isa: Vitsy kely foana ny olona nahafantatra azy tata an-tanàna.…tohiny
Vity: (fr. lévite) a.: Palitao misy rambony any aoriana. tohiny
Vity: (fit.-p.) a.: Tongotra, ranjo. tohiny
Vivaona: a.: Karazan-kazo mafy (Dilobeia Thonarsü). tohiny
Vivery: p.t.: Fahasahiana mihoapampana tsy manahy izay ho vokatry ny hatao fa izay halehany tsy maninona, ary…tohiny
Vivitina: (uiuitra) mt. ih. (uiuito): Entina amin'ny tendrony, amin'ny sofiny, amin' ny molony: Aza vivitina amin'ny…tohiny
Vivitra: a.: Enti-milaza molo-javatra, sisiny. 1 Fandraisana zavatra amin'ny sisiny na amin'ny silany kely. 1…tohiny
Vivy: a.: Voronandrano somary bongobongo maso, miraiki-drantsantongotra, mpanao an-tsitrika mba hahazoany…tohiny
Vizana: sy Vizaka p.t.: Sasatra amin'ny tsy fihetsehana eo amin'ny toerana iraY, amin'ny fomba fipetraka iray…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0765