Litera V
Vinitra: p.t.: Tezitra, mampiseho endrika tsy faly: Vinitra er? izy niditra tao antrano. ~ Henjana manao tsy…tohiny
Viniviny: a.: Toetran'ny olona tezitra mihenahena tsy miteny fotsiny amin'izao, na ny endrika malonilony sy sosotra.…tohiny
Vinonjy: (vonjy) mt. ih, misy tsofoka in: Voavonjy, novonjena, navotana: O Io na novinonjiny tamin'ny loza ianao…tohiny
Vinory: (vory) mt. ih. misy tsofoka in: Voavory, novorina; nangonina, noehina: Novinorin'ny mpiantso ny fokonolona.…tohiny
Vintana: a.: Anjara (soa na ratsy) heverina ho avy amin' ny sendrasendra na miankina amin'ny tonon'andro nahaterahana:…tohiny
Vioka: p.t.: Mitsoriaka, midify mandositra. - t.i.f.: Avioka, tafavioka j mivioka, fivioka, mpivioka 1 viobioka.…tohiny
Viona: ft.: Enti-milaza fibirioka, fihodivitra. / Vembena, vezimbezina, rondrona. 1 t.i.f.: Aviona, tafaviona…tohiny
Viravira: a.: Fikitakitana. 1 Fandraindraisana befahatany amin'ny tanana, fozafoza. / Fanasaritsarihana, fandroridroritana.…tohiny
Viraviraina: (viravira) mt. ih. (uirauirà o): Kitakitaina atao ratsy fitondra, tsy itondrana roa: Nouirai) irain'ilay…tohiny
Virioka: p.t.: Tsy mahitsy fa misy mifaraingo na mibilabila. - t.i.f.: Avirioka, tafavirioka / mivirioka, fivirioka…tohiny
Viroka: na Virotra p.t.: (tarehy na vava) Mifandrirotra, mivilambilana. i t.if.: Avirotra, voavirotra, voaviroka…tohiny
Virosy: (fr. virus) a.: Karazana mikraoby manokana, mbola kely indray noho ny bakteria fa latsaka ny 0,2 ampaharivon'ny…tohiny
Visavisaina: (uisavisa) mt. ih (visavisà o): Tanisaina, lazaina tsirairay: Tsy hay houisavisaina ny zavatra rehetra…tohiny