Litera V
Vakampotsy: a.: Vakana madinika fotsifotsy fanaon'ny olona akotso amin'ny lamba landy.
tohiny
Vakana: a.: Karazan-javatra boribory kely mahafinaritra, izay tohizina hatao haingo ka iambozonana na ahodidina…tohiny
Vakavakaina: (vakavaka) mt. ih.: Ikodedehana.
tohiny
Vakiambiaty: a.: Anarana orne-na any anivon-tany ny vary afafy amin'ny volana Septambra — izay ahavakian'ilay zavamaniry…tohiny
Vakina: (vaky) mt, ih. (vakio): Potehina: Novakin'ny ankizy ny fitaratray. • Tresahina, sasahina: Vakio roa…tohiny
Vakisaova: na Vakisôva a.: Karazan-tononkira tshnihety miady rima ary mitanisanisa zavatra mitovy amin'ny rongo…tohiny
Vakoa: na Vakoana a.: Karazan-dravinala fihinana izay anaovan-tsatroka ny tsirany ary anafoana trano kosa ny…tohiny
Vakoka: a.: Masombola na rojo volafotay vaventy fanao haban-tanana. • h.i.: Vola na harena tehirizina; rakitsoa…tohiny
Vakomanitra: a.: Teny ilazana ny zava-kanto (hira, dihy,,.) nentim-paharazana.
tohiny
Vaksiny: (fr. vaccin) a.: Fanefitra nalaina avy tamin' otrik' aretina tsy manan-kery hankarary intsony, ampidirina…tohiny
Vaky: a.: 1) Sila-javatra potipotika, poti-javatra: Voan'ny vakin-tavoahangy ny tongotro. 2) Fanasaratsarahana…tohiny
Vala: a.: Fefy manodidina: A-sio vola ny akohonareo fa manimba ny tanimbolinay. • Faritra na toerana andrian'…tohiny