Litera V
Vahona: a.: Karazan-javamaniry mangidy izaitsizy ampiasain'ny olona ho fampivalanana (ny vonin'ny vahona atao…tohiny
Vahonolona: a.: Karazam-bahona maniry amin'ny tany be vato sokay; misondrotra avo noho ny karazam-bahona tsotra…tohiny
Vahotra: p. t.: Mionkina ny hozatra ka tsy mahahetsika, na noho ny hatsiaka na noho ny hatairana: Amin'izao fahalasanan'ny…tohiny
Vahovaho: p. t.: Mangovingovitra; miambakambaka, adala vava. - t.i.f.: Mivahovaho, fivahovaho, mpivahovaho 1 ivahovahoana,…tohiny
Vahy: a. : Zavamaniry mandady amin'ny hazo: Misy dimy amby roapolo karazana ny vahy eto Madagasikara. * Ladim-bahy:…tohiny
Vaika: a.: ilay vy kely entina hampiatrana ny fem-basy. 1 t.i.f.: Vaikaina, avaika, voavaika 1 mamaika, famaika,…tohiny
Vaikavaika: a: Vozavoza, fidrahodraho, fitaraiky, i Mivaikavaika, fivaikavaika, mpivaikavaika I ivaikavaikana, fivaikavaikana…tohiny
Vainga: Vaingavainga na Vaingana a.: Vongan-javatra vaventy; didin-javatra makadiry: Lasan'ny saka ilay vaingan-kena…tohiny
Vaingo: p. t.: Miolana, miolaka. ? F.-p.: Miala vaingo: manao fe manao, manao mba ho hitan'ny olona fotsiny…tohiny