Litera V
Vibrio: (fr. vibrion) a,: Mikraoby miditra amin'ny antokon' ny bakteria, miendrika faingo amin'ny fahitana azy…tohiny
Vidina: (vidy) mt. ih. (vidio): Atakalo vola: Nouidiko valopolo ariary io reniakoho io, t+ Tambazam-bola: Isaorana…tohiny
Vidy: a.: Takalon-javatra arabola: Efa nomen'i Naivo ve ny vidin'ny bokinao tany aminy? 1 Valiny, setriny:…tohiny
Viha: a.: Karazan-javamaniry sahala amin'ny saonjo ngezabe fahita any anaty rano na amin'ny tany mando (Thyphonodorum…tohiny
Vihina: na Vihindahy a.: Voa anankiroa voafono kitapo eo ambanin'ny faritra fananahan'ny lehilahy.
tohiny
Vihivihy: a.: Hovitra, pararetra noho ny hatsiaka. - t.i.f,: Mivihivihy, fivihivihy, mpivihivihy / ivihivihiana,…tohiny
Vika: a.: Ahitra lava fanao sarom-bovonana. ? h.o.: Entimilaza izay mafy sy maharitra. - t.i.f.: Mavika, mavibika.…tohiny
Vikavika: a.: Fomba fanjairana hanamarihana izay tena hozairina na hitanana azy fotsiny vonjimaika; zojdtra: A-taouy…tohiny
Vikavikaina: (vikavika) mt.ih. (vikavikào): Atao vikavika fotsiny; zairina atao zojdtra: Vikavikao, retsy, io lambako…tohiny
Vikina: a.: Fandinganana misavoana avo dia mikasika ny tany indray; fihoarana, fitsipihana, tsambikina. 1 t.Lf.:…tohiny
Vikinina: (vikina) mt. ih. (vikino): Ihoarana, dikaina, clinganina: Vikfno io tamboho io raha afakao. - F,-p,:…tohiny
Vikiviky: a.: Hamailahana, havitrihana. - t.i.f.: Tafavikiviky I mivikiviky, fivikivikY, mpivikiviky / ivikivikiana,…tohiny