Litera V
Vetraka: na Tsivetraka a.: Ny faritra hatreo amin'ny valahana ka hatramin'ny tongotra. • Fipetrahana amin'ny…tohiny
Vetrehina: (vetrika) mt. ih. (vetreho): Vatsavatsaina, kamentsonina. • Bedibedena, bedibedesina.
tohiny
Vetrika: a.: Vatsavatsa; kamentsona. • Bedibedy foana tsy misy farany. - t.i.f.: Vetxehina, voavetrika/ mivetrika,…tohiny
Vetro: na Vetrovetro a.: Fampifangaroana zavatra andrahoina ka ny anana no atao betsaka fa sombiny kely ny…tohiny
Vetsivetsy: na Vetsovetso a.: (ity faharoa no tena fampiasa) Tanisanisa lazain'ny vava na ao am-po tsy miloaka fotsiny…tohiny
vetsovetso: Jer. [vetso]tohiny
Vetsovetsoina: (vetsovetso) mt. ih. (vetsovetsdy): Tanisanisaina, hirahiraina: NY fahatsiarovana ny zanany no io vetsovetsoiny…tohiny
Vezabezatra: a.: Toetran'ny zavatra misokatra mangotanatana.
tohiny
Vezarina: na Vezatina (vezatra) mt. ih. (vezàro, vezato): Roritina mafy mba hisokatra na hivaha.
tohiny
Vezatra: a.: Famahana na fanokafana zavatra an-keriny amin'ny fandroritana mafy ny vavany: Aza atao am-bezatra…tohiny
Vezavezaina: (vezaveza) mt.ih. (vezavezao):Atao tonga mangotanatana.
tohiny
Vezika: a.: Fandehanana etsy sy eroa ka miverimberina eo hatrany. - t.i.f.: Avezika, voavezika, tafavezika /…tohiny
Vezimbezina: (vezina) a.: Firondronana, fiverimberenana amin'ny toerany teo aloha indray.
tohiny
Vezina: a.: Enti-milaza fihemorana na fihatahan-javatra kely izay miverina eo amin'ny toerany ihany indray.…tohiny
Vezivezy: a.: Fandehanana etsy sy eroa; fiasana dia; firenirenena, firioriovana. - t.i.f.: Avezivezy, voavezivezy,…tohiny
Vezo: a.: Zana-poko madinika sakalava, atsimo andrefana, malaza amin'ny fahaizana rano ka ny fanjonoana indrindra…tohiny
Vezovezo: a.: Filan-kisa, filambaniny, fifandirana hanimbana fihavanana. 1 t.if.: Vezovezoina, voavezovezo / mamezovezo,…tohiny
Vezovezoina: (vezovezo) mt. ih. (vezovezoy): Ilana ady: Miangavy anao aho, aza mba izaho no vezovezoinao eo fa hataoko…tohiny