Litera V
Vely: a.: Fikapohana, famonoana amin'ny zavatra (hazo, kanonta) eny an-tanana: Vely kanonta — Vely uary, i…tohiny
Vembena: (vena) a.: Firondronana, fihilangilanana. * t.Lf.: Mivembena, fivembena, mpivembena.
tohiny
Vena: (fr. veine) a.: Lalandra mitondra ny ra miverina ho ao amin'ny fo rehefa avy ni-tondra sakafo ho an'ny…tohiny
Vena: ft.: Rona, fihilanana, firaikana, * t.i.f.: Avena, voavena / mi-vans, fivena, mpivena I vembena / avembena,…tohiny
Venavena: a.: Toetran'ny zavatra, toy ny fery na lavaka, misokatra makadiry, mitanatana. • Toetran'olona miraikiraiky,…tohiny
Vendrana: p.t.: Mihenjana, misokatra kely ny hodimaso: Vendrana hatrany an-kibondreniny io zaza io. • Adaladala,…tohiny
Vendranina: (vendrana) mt. ih. (vendrano): (maso) Sokafana avadika mba hanalana tapak' ahitra sendra nahaditsoka.…tohiny
Vendrivendry: a.: Firenirenena, • Hadalana, haketrenana. • Tsy fanasiana antony, filalaovana, famazivaziana. • Fahajemben'ny…tohiny
Venezoelianina: (fr. vénézuelien) a. : Ny firenena tompontany any Venezoela (Amerika ataimo). ? p.t.: Momba an'i Venezoela,…tohiny
Venty: a.: Fototry ny isa. • 1024 Antoko, tsinjara: Lalàna dimy venty sy telonjato. • Fo topototra: Holazaiko…tohiny
Venty: a.: Anaram-bola malagasy ampahenin'ny ariary ny sandany na iralmbilanja; latsaka voamen: 0,80Fr ary…tohiny
Verahina: (veraka) mt. ih. (veraho): Vakina roa ka sokafana tsara: Misy vitsika ny voankazo sasany rehefa verahina,…tohiny
Veraka: a: Toetran'ny zavatra misaratsaraka, mitriatra na vaky; famborahana. - t.i.f.: Verahina, voaveraka /…tohiny
Veravera: a.: Fanatsikerakerana sy fanasaratsarahana ny vohavoha na landy hofolesina. • Fivaroradrorahan'ny akanjo…tohiny
Veraveraina: (veravera) mt, ih. (veraverdo): Saratsarahina, tsikerakeraina.
tohiny