Litera V

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Volombodimpona: a.: Anarankazo tsars sy madini-bolo, mena antitra manopy volomparasy, fanaovana rafitra madinika be…tohiny
Volomisaona: (Btl) a.: Randram-bolo betsileo faneo rehefa misaona: avala hisarakorako, na miolana kely amin'ny ila…tohiny
Volomparasy: a. nap.t.: Loko mania mena. tohiny
Volona: ft.: Ala nenina atao mba hamerenana ny ain'ny olona efa ho faty. - t.i.f.: Volonina, volombolonina.…tohiny
Volonamalona: a. na p, t.: Loko mavo maitso somary mainty malefaka. tohiny
Volondavenona: a sady p.t.: Loko mania tanora toy ny an'ny lavenona. tohiny
Volonina: na Volombolonina (volona) mt. ih.: Ala-nenina mba haverina (afn'olona efa ho faty). tohiny
Volonkary: a. na p.t.: Loko mavo mifariparitra. tohiny
Volonkotona: a.: Karazan'ahidrano. tohiny
Volonondry: a.: Lamba vita amin'ny volon'ny ondry. tohiny
Volontany: a.: Ahitra kely. ~ Loko mifandraika amin'nY volon'ny tany. it Fombantany. tohiny
Volontera: (fr. volontaire) a.: Miaramila tsy voantso fa nilatsaka an-tsitrapo faha-Ranavalona III, tohiny
Volontsomaka: a.: Volo maniry eo ambany saoka na eo ambanin'ny molotra ambany. ¶ M:h.: Somotra, tohiny
Volony: p.t.: Miendrika ho, tsars ho, miseho ho: Volony hanao marina Rakoto izany! tohiny
Volory: (fr. velours) a: Karazan-damba matevintevina misy volony, nefs tsy mitsibolobolo akory fa malambolambo…tohiny
Volosana: (volo) mt. ih. (volosy): Ongotans ny volony: Volbsy haingana io akoho io hatao laoka. tohiny
Volosanga: a.: Karazana volo. tohiny
Volosy: a.: Karazana volo fanaovana tongobolo. tohiny
Volotara: a.: Karazam-bolotsanganu madinika toy ny bararata ary fana() sodina tohiny
Volotsangana: a.: Karazana vo-Io madinika fampiasa indrindra hanaovana varivary na valindrihana. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2041