Litera V

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Vazo: a.: Kalom-pitiavana ahatsiarovana olon-tiana; kalon' olo-manina. i t,if.: Vazoina J mivazo, fivazo,…tohiny
Vazoina: (vazo) mt. ih. (vazoy): Hiraina, kaloina: Nouazoin' nyAvana ny hanin-kavana. • Anaovana vazo na kalompitiavana:…tohiny
Vazomboana: a.: Aretin'andoha manelonelo sy dontodonton'ny hamamoana ny omalin' iny. - F,-p.: Miala uazomboana:…tohiny
Vazy: (fr, vase) a.: Fitoeramboninkazo, tavim-bonkrkazo. tohiny
Ve: Kianteny kely enti-manontany, ka tsy manomboka fehezanteny no ampiasana azy fa eo aorian'ny teny fototry…tohiny
Vehana: a.: Halavan-drefy ha-tao amin'ny tendron'ny fanondro ka hatramin'ny tendron'ny ankibe (vodivoampelatanana…tohiny
Vehivavy: a.: Ny olombelona vavy natao hiteraka, izany hoe manana ny toe-batana mifanohitra amin'ny an'ny lehilahy:…tohiny
Vela: a.: Fanalanonana; fainetrahana, famoizana; fanomezan-dalana, famindram-po amin'ny hadisoana vita. i…tohiny
Vela: a.: Trosa alan'izay resy amin'ny lalao fanorona. 1 I-lazana koa ny vato telo sisa amin'ny fanoron-dimy,…tohiny
Velarana: (velatra) rat. pdr. (ve-Iaro): Enti-mllaza ny olona izay anaovana ny asa voalaza ao anatin'io matoanteny…tohiny
Velarina: (velatra) mt,ih. (vela-ro): Atsotra mivalampatra tsara: Velaro, retsy, ny tsihy hipetrahan'ny olona!…tohiny
Velatanana: a.: Dihim-behivavy ka ny felatanana no avadibadika. tohiny
Velatra: a.: Fandaharana; fampisehoana hiharihary; fandaharana sy fandaminana ny zavatra hamidy ho hitan'ny olona…tohiny
Velatry: (Ats) a.: Vavaka atao amin'Andriananahary sy ny Razana. tohiny
Velezina: (vely) mt. ih. (velezo): Kapohina mafy: Noveleziny tamin'ny kibay ilay kely ka saika torana. • Kapohina…tohiny
Velively: p. mt.: Teny tsy fampiasa raha tay miaraka amin' ny "tsy", ka entina manamafy ny fandavana: Tsy fantatro…tohiny
Veloma: p.t. (velona amin'ny fomba mandidy): Teny ifanaovana raha mifandao ka firarlana mba sarny mbola ho velona…tohiny
Velomina: (velona) mt. ih. (oelomy): Avala ho velona, noesorina tamin'ny fahafatesana ka naverina amin'ny fahavelomana…tohiny
Velona: p. t.: Misy aina, tsy maty: Velona daholo ny zanakazo namboleko —Mbola uelona any ihany va re izay Rabe…tohiny
Velovelo: ft.: Sarlsary hita an' eritreritra; fahontsana man-gins. - t.i.f.: Mamelovelo. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0116