Litera V

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Voanantay: a.: Karazan'anamamy maniry eny arnin'ny zezika. ~ h. o.: Enti-milaza ny zaza maroroka loatra. tohiny
Voanantoka: a.: Karazam-boangory mitovy habe amin' ny voanosy. tohiny
Voanantsindrana: a.: Karazankazo kely madinika mamimamy ny voany. tohiny
Voandamory: a.: Voatabiha maniry ho azy ary madinika kely. tohiny
Voandamoty: a.: Karazana paisom-bazaha teratany. tohiny
Voandelaka: a.: Anaran-kazo lehibe madinidini-dravina, ny voany mavo mitambatambatra ho sampaho. tohiny
Voandramiary: a.: Karazan-javamaniry fahita eny arnin' ny harambato na anaty honahona, misy voniny fotsy, mitovitovy…tohiny
Voanemba: a : Karazan-javamaniry madini-boa fanao fangaron-daoka matsiro, tohiny
Voanembanalika: na Voanembanamboa a.: Karazan-kazo madinidinika ny voany sy ny raviny, fanao famalanana na fisotro mampahatsemboka…tohiny
Voangaly: a.: Karazam-boangory mitovitovy amin'ny voanantoka, ny elany misy mitsoriadriaka fotsy (Cétonia). tohiny
Voangilombazaha: a: Anarana hafa ilazana ny voatabiha. tohiny
Voangoribe: a: Karazam-boangory be fihinana. tohiny
Voangorifotsivody: a.: Karazam-boangory kely fihinana, mifaritra fotsy ny vodiny. tohiny
Voangorimbaratra: a. :Karazamboangory kely mivelona any anaty ahitra. tohiny
Voangorimpasika: a.: Karazamboangory kely mivelona any anaty fasika amoron-drano. tohiny
Voangorinakoho: a: Karazamboangory. tohiny
Voangorindroho: a.: Karazamboangory. tohiny
Voangorintapia: a.: Karazamboangory. tohiny
Voangory: a.: Bibikely ohatra ny ankibe, ny vavany mafy natao hanorotoro ny fakankazo, ny elany roa mifanarona…tohiny
Voaniho: a.: Karazan-kazo iray fianakaviana amin'ny rofia, ravinala, antendry, ans..., izay sady avo be no lehibe,…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0665