Litera V
Vaoka: a.: Volo ampaniriana mandady amin'ny fihirifana ka matetika mampitohy ny volombava sy ny volondoha.…tohiny
Vaomiera: a.: Fivorian'olona vitsivitsy notinendry mba handinika zavatra kasaina ha-tao na hanara-maso ny fanatanterahan-javatra…tohiny
Vaona: ft.: Tsy mahitsy, meloka. i t.if.: Avaona, tafavaona / mivaona, fivaona, mpivaona 1 ivaonana, fivaonana…tohiny
Vaovao: a.: Zavatra niseho vao haingana ka ataon'ny olona firesaka: Tamin'ny radio no nandrenesanay aninaraina…tohiny
Vaozina: Havaozina (vao) mt. ih. (vaozy, havaozy): (Ity faharoa no fampiasa kokoa) Soloana hafa: Nohavaoziny…tohiny
Vara: (fr. verre) a.: Fitaovana fisotroan-drano vita amin' ny tamaboha tantera-pahazavana, - F.-p.: Dom-bera:…tohiny
Varahina: a.: Karaza-metaly menamena azo anjahina ary azo taritina ho tariby izay ampiasaina betsaka, indrindra…tohiny
Varahontsana: p.t.: Tsy mahahetsika noho ny hatairana na tahotra. i t.if : Mivarahontsana, fivarahontsana.
tohiny
Varaka: ft.: Triatra, tsefaka — der. Veraka), it t.if.: Mivaraka / varakahaka, mivarakahaka, fivarakahaka. tohiny
Varakahaka: (varaka) p.t.: Malemy miparitaka. 1 h.o,: Mihahakaha-kevitra, lasam-borona.
tohiny
Varanga: sy Varangan-kena a,: Hena masaka, alona ao anaty menaka mba haharetany sy hahatsara tsiro azy. - F,-p,;…tohiny
Varatra: a.: Karazan'afo avy amin'ny fifanatonan'ny rahona misy elektrisite sy ny tany, rehefa avy orana, ka…tohiny
Varatraza: a.: Rivotra mangatsiaka avy atsimo,atsinanana mitsoka amin'ny volana Jiona sy Jolay any amin'ny tapany…tohiny
Varavarana: a.: Loaka namboarina amin'ny rindrin'ny trano mba hahazoana miditra sy mivoaka ao an-trano ary koa mba…tohiny
Varavarana: (Btm) a.: Anarankazandrano.
tohiny