Litera V

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Vahoho: a.: Fiasana fihazonana mafy ny zavatra tefena na arafitra mba tsy hihetsiketsika. tohiny
Vahona: a.: Karazan-javamaniry mangidy izaitsizy ampiasain'ny olona ho fampivalanana (ny vonin'ny vahona atao…tohiny
Vahonolona: a.: Karazam-bahona maniry amin'ny tany be vato sokay; misondrotra avo noho ny karazam-bahona tsotra…tohiny
Vahorana: na Vahorina (vahotra) mt. th, (vahory): Azon' ny tahotra; ampitahorina. tohiny
Vahotra: p. t.: Mionkina ny hozatra ka tsy mahahetsika, na noho ny hatsiaka na noho ny hatairana: Amin'izao fahalasanan'ny…tohiny
Vahovaho: p. t.: Mangovingovitra; miambakambaka, adala vava. - t.i.f.: Mivahovaho, fivahovaho, mpivahovaho 1 ivahovahoana,…tohiny
Vahy: a. : Zavamaniry mandady amin'ny hazo: Misy dimy amby roapolo karazana ny vahy eto Madagasikara. * Ladim-bahy:…tohiny
Vaika: na Vaiky p. mt.: Saika na saiky. tohiny
Vaika: a.: ilay vy kely entina hampiatrana ny fem-basy. 1 t.i.f.: Vaikaina, avaika, voavaika 1 mamaika, famaika,…tohiny
Vaikaina: (vaika) mt. ih (vatkào): Atranina. tohiny
Vaikavaika: a: Vozavoza, fidrahodraho, fitaraiky, i Mivaikavaika, fivaikavaika, mpivaikavaika I ivaikavaikana, fivaikavaikana…tohiny
Vaindoha: a.: Mpitarika, fototra, tonie: Izy mihitsy no te-na vaindohan-draharaha tamin'io. tohiny
Vainga: Vaingavainga na Vaingana a.: Vongan-javatra vaventy; didin-javatra makadiry: Lasan'ny saka ilay vaingan-kena…tohiny
Vaingaina: (vainga) mt. ih. (vain-gon): Didiana, akana didiny iray. tohiny
Vaingana: (vainga) mt. ih. (vaingao): Didiana: Vaingào kelY ity hena ity. tohiny
Vaingo: p. t.: Miolana, miolaka. ? F.-p.: Miala vaingo: manao fe manao, manao mba ho hitan'ny olona fotsiny…tohiny
Vaitra: a.: Haitraitra, di-doha. i t.if.: Mivaitra, fivaitra, mpivaitra f vaibaitra. tohiny
Vaivay: p. t.: Mena midorehitra, mena mangatrakatraka, i t. if.: Mamaivay, mivaivaY, fivaivay 1 mavaivay. tohiny
Vajihy: (Btm) a.: Handrina. tohiny
Vaka: p.t.: Tsy mahatapa-kevitra amin'izay hatao, sahirantsaina, sanganehana, sakodiavatra: Vaka ity ny saiko:…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0091