Litera V
Vatofantsika: a.: Fonjam-by alentika any anaty ranomasina mba hitana ny sambo tsy handeha.
tohiny
Vatokangaly: na Vatongaly na Vatokinangaly a.: Karazambato mainty mangilohilo.
tohiny
Vatokaranana: na Vatoharanana a.: Karazam-bato mafy sy mangarangarana.
tohiny
Vatokilonjy: a.: Vongam-bato madinidinika efa tonga malama sy boribory noho izy nifampikasokasoka tao anaty rano.…tohiny
Vatolahy: na Vato mitsangana a.: Vato ajoro eo ambony f asana na amin'ny toerana an-kavoana amoron-dalana mazàna…tohiny
Vatomainty: a: Karazam-bato mainty fahita betsaka eto amin'ny Nosy, heverina ho avy amin'ny fivainganan'ny mineraly…tohiny
Vatomamy: a.: Karazan-javapihinana aingitraingitra vita amin'ny siramamy, mitarehina vato kely boribory.
tohiny
Vatomandry: (Ats) a.: Vary afafy amin'ny heniheny ka jinjaina amin'ny ririnina.
tohiny
Vatomasina: a.: Sehatra boribory sy avo, voafaritra amin' ny vato, natokana hikabarian'ny Andriamanjaka fahizay.…tohiny
Vatomazava: g: Karazana vatokaranana madio, tantera-pahazavana vita-Nanahary.
tohiny
Vatomizana: a.: Fonjana metaly ampiasaina amin'ny fandanjana zavatra amin'ny mizana; manana endrika efa raikitra…tohiny
Vatonakoho: a.: Karazam-bato malemy sady loadoaka.
tohiny
Vatorano: a.: Karazana vatomainty izay mainty dia mainty ary mafy izaitsizy, ela vao mafana raha hafanaina, ka…tohiny
Vatorendrika: a.: Karazan-javatra namboarina hitarehi-na VatoaOa, mitovitovy amin' ny tamaboha.
tohiny