Litera V

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Varizoka: a: Resadresaka tsy misy antony mitarazoka tsisy farany. 1 Varizohina, tafavarizoka/mivarizoka, fivarizoka,…tohiny
Varombo: a.: Ilay faritra hoboka aty idiran'ny zarany amin'ny angady. tohiny
Varongy: a.: Hazon'ala atsinanana, tsy dia mafy loatra, nefa maro mpitady hanaovana hazon-trano, hazon-kodiaran-tsarety,…tohiny
Varoraka: p.t.: Enti-milaza akanjo na lamba tsy voafatotra tsars fa ketraka, migedragedra. 1 h.o.: Tay mihetsika…tohiny
Varotra: a: Fanakalozan-javatra amin'ny vola, hitadiavantombony: Lasa nanao varotra any an-tsiraka izy. 1 Entana…tohiny
Varozaka: Varozana a. sy p. t.: Enti-milaza: 1) zavatra lava mirefarefa na mitaritarfka; 2) teny lava tsy misy…tohiny
Vary: a.: Karazan-javamaniry madini-boa, izay ambolena amin'ny tany malaria sy be rano, foto-kanin'ny telo…tohiny
Vasavasa: a.: Famakafakana (zavatra) hatramin'ny antsipirianY madinika - t.i.f.: Vasavasaina, voavasavasa / mamasavasa,…tohiny
Vasavasaina: (vasavasa) mt. ih. (vasavasao): Fakafakaina hatramin'ny antsipiriany madinika. tohiny
Vasia: (fit.-p.) a.: Kintana. Vasia (t. tr.) a: Dihy. tohiny
Vasohina: (vasoka) mt, ih. (vasohy): Atao mangavoka. 1 Alana baraka: Novasohiny teo imason'ny olona teo a-ho.…tohiny
Vasoka: p. t.: Tay mamiratra na mangiran fa mangavoka, matroka, komavoka: Vatoaoa efa vasoka ity ka tsy tiako.…tohiny
Vata: a.: Fanaka vita amin' ny hazo na vy, atao fainetrahana fitafiana na zavatra hafa ao anatiny: Avalona…tohiny
Vatana: a.: Ny tenan'ny olona na biby: Ny olombelona dia uatana sy fanahy araka ny fampianaran'ny antokom-pinoana…tohiny
Vato: a.: Zavatra mafy sady mavesatra hita ao anaty tany, izay lazain'ny mpahalala fa avy amin'ny fanjarian'…tohiny
Vatoafo: na Vatofalia a.: Karazam-bato mainty mafy, fakana afo fa mora miteraka afo rehefa ampifampikasohina;…tohiny
Vatoana: p.t.: Be vato: Tany votoana, vary vatoana ? Hetry, botry, vatokely: Vatoana ity arma ity. ~ Mafy, sarotra…tohiny
Vatoasana: a.: Karazam-batovary malemy volo atao fandranitana fiasana, toy ny antsy, hety... tohiny
Vatobodo: a.: Karazam-bato mafonja. tohiny
Vatodidy: a.: Karazam-bato menamena madini-bolo sady malemilemy no tsy dia malama, ka atao fandranitana antsy…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0102