Litera V
Vanila: na Lavanila (fr. vanille) a.: Zavamaniry karazana vahy misy voany lavalava tokony ho 25 sm ary tahaka…tohiny
Vaninandro: a.: Ny andro sy volana ary taona nitranganjavatra na nanaovana asa iray: Ny uaninandro 26 Jona 1960…tohiny
Vanivany: a.: Hehy na tsiky maneso. i t,if.: Mivanivany, fivanivany, mpivanivany / ivanivaniana, fivanivaniana.…tohiny
Vanja: o.: Vovo-javatra mora mirehitra ka ampiasaina amin'ny fanaovam-bala fitifirana — Nisy karazany telo…tohiny
Vankona: a.: Fiasan'ny mpandrafitra hanadiovany ny hazo ho tonga malamalama tsars: Ny vankona dia lehibe noho…tohiny
Vankonina: (vankona) mt. ih. (vankony): Halamaina tsara atao malambolambo amin' ny vankona. 1 h.o.: Voamboatra…tohiny
Vano: o.: Karazam-borona avo dia, mitovy amin'ny vantogisa ny haben'ny tenany, ny tendany azony halavaina…tohiny
Vanona: p.t.: Mahomby: Tana vanona tsara ny voaloboka tamin'ny taona ito. 1 Mandroso: Tsy mety vanona ny varotra…tohiny
Vantana: p.t.: Mahitsy: Vanta-na ity lalana ity fa aroho. 1 Tsotra tsy misy olakolaka: Vantana ny ankizy raha…tohiny
Vantanina: (vantana) mt. th. (vantano): Aleha tsy mivilivily: Nouantanin'ny mpisava ny fivarotany ka hita tao ny…tohiny
Vantany vao: ppt. feh.: Tamin' ny fotoana indrindra izay...: Vantany vao niseho izy dia nitehaka ny olona.
tohiny
Vantotra: a.: Enti-milaza olona na biby tanora efa ho lehibe. - F.-p.: Vanto-j axa: sakanjaza / Vantotr'olona:…tohiny
Vantozy: (fr, ventouse) a.: Tamaboha antonontonony apetaka amin'ny hoditra mba hampisy fahamaimaizana, amin'ny…tohiny
Vantsavantsa: Mitovy amin'ny Vatsavatsa.
tohiny
Vantsilana: a.: Karazan-kazo.
tohiny
Vany: a.: Ny faritra anelanelan' ny tonony roa: Fary lava vany. - F,-p.: Mila vaniny: mita ady, olona sarotiny…tohiny