Litera V
Vandravandra: a.: Fifantohan' ny maso mafy eo am-pijerena misoritra hatezerana lehibe. i t.if.: Avandravandra, vosvandravandra,…tohiny
Vandry: ft.: Fitiliana, fiandrasana izay ho voan'ny velapandrika napetraka. i Vandriana, avandry, voavandry…tohiny
Vanga: a,: Varotra (fivarotana sy fividianana). 1 t.f.f.: Mamanga, mivanga. - F.-p.: Mitam-banga, mpitam-banga:…tohiny
Vanga: na Vangavangap.t.: Teny ilazana loko misy pentina mainty na mena, fa fotsy ny tokotaniny.
tohiny
Vango: (Ski) a.: Karazan-trondron-dranomasina izay tsy saro-pantarina amin'ny kirany madinika betsaka izay…tohiny
Vango: a.: Famelezana izaitsizy; fanesokesohana (sakafo) tsy misy fiatoana. - t.i.f.: Vangoana, avango, voavango,…tohiny
Vangoana: (vango) mt. ih. (vangdy): Asiana, velezina, kapohina mafy: Novongoany ny zandriny ka nivanditra ny ronjony.…tohiny
Vangongo: a.: Fitangoronanjavatra miavoavo amin'ny toerana iray, tangongo, sangongo. i Vangongoana, vangongoina…tohiny
Vangongoana: na Vangongoina (vangongo) mt. ih. (vangongoy): Entina milaza ny zavatra itangoronana: Novangongoan'ny…tohiny
Vangovango: (vango) a.: Fanaovan-javatra amin'ny ankapobenyfotmny.
tohiny
Vangovangoina: (vangovango) mt, ih. (vangouangoy): Atao amin'ny ankapobeny fotsiny.
tohiny
Vangy: a: Fandehanana mitsidika olona any aminy; fitsapana alehelo noho ny fahafatesan-kavana. - t.i.f.: Vangiana,…tohiny
Vangy: a.: Nify maranitra sady somary lavalava kokoa noho ny sasany manelanelana ny vazana sy ny nify anoloana,…tohiny