Litera V
Valanirana: a.: Karazan-kazo mafy fanaovan-trano (Nuxia capitala). Mahatsara ny lalandra ny raviny ka azo tanehi-…tohiny
Valanorano: a: Ny taolana itsatohan'ny nify ambany.
tohiny
Valatendro: Ahitra maniry any anaty rano (Potamogeton paruifolius).
tohiny
Valavala: a: Tapa-kazo lavalava fitorahana vorona; kipikipy. ~ p. t.: Sahisahy miteny, be vazivazy sady mampihomehy…tohiny
Valavalaina: (valavala) mt, ih. (valavalao): Lazaina mba hanaovana kivazivazy vosobosotra: Aza fady raha nahasosotra…tohiny
Valavalana: (valavala) mt. ih. (valaualao): Kipilizana valavala: Valavalao ireny vorona miara-dia ireny. •Vangovangoina:…tohiny
Valiana: (valy) mt ih. (valio): Omena vaiiny (taratasy na fanontaniana): Valio unie ity taratasy ity raha vao…tohiny
Valiha: a.: Ny malaza indrindra amin'ny zavamaneno nentim-paharazana malagasy. Vita amin'ny volo (volotsangana…tohiny
Valihavero: a.: Zavamaneno kilalaon'ny zatovo fahiny: tahom-bero vaventy maromaro no rarina toy ny zahatra, isokirana…tohiny
Valindrihana: a.: Hazo na lalotra mandrakotra ny atin'ny tataro.
tohiny
Valitafo: a.: Hazo na lalotra atao aty ambadika ambanin' ny tafo avy hatrany mba hahazoana mipetraka any ambony…tohiny
Valizaitra: a.: Zaitra atao ao ambadika ho valin'ilay zaitra efa vita.
tohiny
Valo: p.i.: Fito ampiana iray: Efatra ampiana efatrp valo. 1 t.Lf.: Valoina, voavalo / mivalo, fivalo / ivaloana,…tohiny
Valo: ft.: Fiovana ho tsara, baboka, fifonana. i t.Lf.: Mivalo, fivalo, mpivalo 1 ivalozana, fivalozana /…tohiny
Valolavana: a.: Farafara misy elom-pandriana voasokitra.
tohiny