Litera V

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Vavony: a: Kitapo mahalany eo amin'ny 1,5 1 (ho an'ny olombelona), izay mihetsiketsika mandritra ny ora vitsivitsy…tohiny
Vavorona: a.: Ireo lavak'orona roa hita amin'ny olombelona sy ny biby sasantsasany toy ny omby, soavaly, alika,…tohiny
Vavy: a: Olona na biby ma-nana toe-batana natao hiteraka. - t.i.f.: Vaviana, vavina, va-vans / mavavy, famavy,…tohiny
Vay: a.: Fiangona-nana ao anaty nofo. * Ohab,: Manao vain-drahalahy tsy mba maharary: tsy miraharaha afa-tsy…tohiny
Vazaha: a.: Ireo olona fotsY hoditra, mena sofina avy any Eoraopa: Tamin'ny tao-na 1.500, hono, no nahiton'…tohiny
Vazahaina: (uazaha) p.t.: Atao araka ny fomban'ny Vazaha. tohiny
Vazahazaha: p.t.: Manana fomba manahatahaka ny an'ny Vazaha. tohiny
Vazakakio: na Kakio a: Karazam-boloky madinika toy ny sarivazo, saingy mainty. tohiny
Vazana: a: Ireo nify vaventy fara laharana indrindra ary fanaikerana ny zavatra mafy: Maniry fara vazana 1 Zoro…tohiny
Vazanana: (uazana) mt. ih. (vazàno): Kekerina mafy: Nouazanan'ny alika ny feny ka naratra ary lasa haingana any…tohiny
Vazavaza: a.: Antsoantso mafy; hirahira mafy tsy misy laniny ary tsy hita izay mahatsara azy. - t.i.f.: Vazavazaina,…tohiny
Vazavazaina: (vazavaza) mt. ih. (uazavazao): Antsolna kiakiahana mafy. tohiny
Vazimba: a.: Olona fohy sady kely, nonina tamin'ny tanin' ny Merina fahizay ary nivavahan'ny olona sasany sy…tohiny
Vazimbaina: (vazimba) mt. ih. (uazimbao): Tsiratsiraina, zimbazimbaina, atao tsinontsinona. tohiny
Vazina: p. t.: Fano vovoka, ma-loto, komavoka, be fotaka: Vazina aoka izany Ikoto niarina avy tao anaty fotaka.…tohiny
Vazivazina: (vazivazy) mt. ih. (uazivazio): Anaovana vazivazy, vosobosotra: Novazivaziko teo izy dia tezitra. •…tohiny
Vazivazy: a.: Zavatra atao mba hihomehezana, hanaovana sangisangy; vosobosotra: Ra-koto iny koa mba be vazivazy…tohiny
Vazizo: a.: Resaka tsy misy laniny na fiafarany ka mankaleo. • Fitampesonana na tomany lavareny ka mahasosotra…tohiny
Vazizotra: a.: Jar. Vazizo. tohiny
Vazo: a.: Vehivavy sakaizan' ny lehilahy iray ivelan'ny tokantranony. — Indraindray anefa, na ny lehilahy…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0387