Litera V
Variaminanana: a.: Vary misy teti-kena sy karazan'anana samihafa (anatsonga, anamamy, voatabiha, tongolo...) handroina…tohiny
Variana: p. t.: Vary hevitra: Very ny firavako sarobidy ka variana aho. 1 Lasa eritreritra: Variana aho mijery…tohiny
Varibotry: a.: Dihim-behivavy iray karazana amin'ny tsipisandry ihany fa miletaka mihabotry somary manjoko ny mpandihy.…tohiny
Varidimiventy: a.: Anaram-bola izay latsaka kely noho ny varifitoventy. * Ohab.: Varidimiventy namidy vozon-kena: kely…tohiny
Varifitoventy: a.: Anaram-bola mitovy amin'ny variraiventy impito, izany hoe mitovy lanja amin'ny voambary fito, ka…tohiny
Varimbazaha: a.: Karazam-bary famboly indrindra any amin'ny tany mangatslaka (E-oropa, Amerika avaratra...), ahazoana…tohiny
Varina: a.: Fidinana, fianjerana, fitsingidinana, fanonganana, fionganana. i Avarina, voavarina, tafavarina…tohiny
Varinesy: (angl. uarnish) a.: Zavatra ahosotra ny hazo mba hampalambolambo ary hampamirapiratra azy.
tohiny
Varingarina: a.: Iraizotongotra izay manana fototra faribolana.
tohiny
Variona: a.: Rivotra avy andrefan'ny amorontsiraka atsinanana; ny avy any atsimo kosa atao hoe anintafara.
tohiny
Variraiventy: a: Anaran'ny vakim-bola kely indrindra. mitovy lanja amin'ny voambary anankiray; ny sandany dia iray…tohiny
Varirotra: p.t.: Enti-milaza ny tarehy na molotra mifendrotra na mifandrirotra noho ny zava-mahazo. - t.i.f.: Mivarirotra,…tohiny
Varivarina: (varivary) mt. th. (varivario): Asianavarivary.
tohiny
Varivary: a: Tsy tena mamo, falifaty noho ny hantamoana, mienjina, jaonjaona. 1 Atriatry, salasalany, tsy kely…tohiny
Varivary: p.t.: Vakin-kazo lava marotsaka fantsihana amin' ny lohatrano ka ipetrahan' ny tafo: Volotsangana no…tohiny
Varizohina: (varizoka) mt. ih. (uarizohy): Enti-milaza zavatra resahina lavareny, tsisy farany.
tohiny