Litera T

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Tsikarakara: a,: Toetran'ny zavatra manify na misy rafikazo na rafi-by mahalankalana ka mety ho hita ny ao anatiny.…tohiny
Tsikaretika: a.: Jer. Tsipetrika. tohiny
Tsikaritra: mt. ih.: Sandra hita, hita miserana, mitsipalotra. - t.i.f.: Voatsikaritra 1 mahatsikaritra. tohiny
Tsikarohina: (tsikaroka) mt. ih. (tsikarohy): Hohazana; anetsehana ny tongotra amantanana. tohiny
Tsikaroka: a.: Fihohihozana amin'ny tongotra aman-tanana, fanetsiketsehana tanana na tongotra mitsiparaka ao anaty…tohiny
Tsikarokalika: a.: Karazan-domano mitsorofodrofoka fotsiny ao anaty rano, manao izay tsy hilentehana. tohiny
Tsikebona: a.: Fanetsiketsehana ny fotaka na loto ao anaty rano; famohafohazana ny lasa efa mandry. ~ Loiloy. -…tohiny
Tsikebonina: (tsikebona) mt. ih, (tsikebony): Hetsiketsehina (ny fotaka na ny loto ao anaty rano). tohiny
Tsikefakefaka: a.: Enti-milaza zavatra miendaka amin'ny laniny iray ary miraikitra amin'iray hafa. - t.i.f.: Tsikefakefahina,…tohiny
Tsikehina: p.t.: Mitaraindraina; mifendro fendro. 1 t.i.f.: Mitsikehina. tohiny
Tsikelikely: p. mt.: Miandalandalana: Mampihena tsikelikely ny hafanan'ny marary ity fanafody ity. tohiny
Tsikera: a.: Fanaovana izay hahatonga zavatra hisaratsaraka, hibofaka, tsy hifintina na hifitsaka; fisavasavana…tohiny
Tsikeraina: (tsikera) mt. ih. (tsikerao): Atao izay hahatonga ny zavatra iray hisaratsaraka, tsy hifintina na hifitsaka:…tohiny
Tsikia: a,: Karazam-boronkely (Rallus gularis). tohiny
Tsikiakia: p. t.: Be hatsikana, be vazivazy, tia vosobosotra, tia sangy. i t. if.: Tafatsikiakia l mitsikiakia,…tohiny
Tsikibe: a.: Anaram-borona. tohiny
Tsikifikifika: Mitovy amin'ny Hifikifika. tohiny
Tsikikikiky: Jer. Kikikiky. tohiny
Tsikilo: a.: Fanaovana ara-maso sy fihainohainoana izay ataon'ny hafa, nefa tsy hitany. ~ Fitiliana, fizahana…tohiny
Tsikiloina: na Tsikilovina (tsikilo) mt. th, (tsikiloy, tsikilovy): Atao ara-maso: Tsikiloin'io olona io daholo…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1132