Litera T
Tsonga: a.: Ankizivavy (mpanompo) tanora voafantina tamin'ny maro. { t,if.: Tsongaina, voatsonga / mitsonga,…tohiny
Tsongaina: (tsonga) mt. ih. (tsongao): Fidina fatratra, fantenana: Notsongaina tanatin'ny arivo ianao, Ramatoa.…tohiny
Tsongo: a.: Fanerena amin'ny hohon-tanana roa; fandraisana amin'ny tandra ka ny ilan-keliny ihany no terena.…tohiny
Tsongoina: (tsongo) mt. ih. (tao ngoy): Terena amin'ny hohon-tanana: Sao dia notsongoinao dry ity zaza ity fa tsy…tohiny
Tsongoloka: a.: Toetran'ny olona na zavatra mianjera na miondrika ka ny lohany lasa ambany ary ny tongony na ny…tohiny
Tsontsa: p.t.: Diso tsy nahy, diso noho ny tsy fitandremana: Tsontsa paika ka matim-bela: nisy nahadiso ka tratran'ny…tohiny
Tsontsona: a.: Fanafosafoana n? biby, fanambatambazana azy. - t.i.f.: Tsontsonina, atsontsona, voatsontsona, tainontsona…tohiny
Tsontsonina: (tsontsona) mt. ih. (tsontsony): Safosafoina, tambatambazana (bibY)•
tohiny
Tsontsoraka: a.: Karazam-bolotsangana tsy mba misy vaniny, ka fanao renitsirika hitifirana vorona madinika.
tohiny
Tsontsoraka: a.: Karazan-javamaniry' nampiasaina fahiny tamin'ny sorona teo an-jorofirarazana, fa ankehitriny kosa…tohiny
Tsontsorifana: Tsontsorihana (tsontsorika) mt. pdr. (tsontsorffo, tsontsoriho): Ampidinana (rano).
tohiny
Tsontsorika: a.: Fandrosoana midina. - t.i.f : Tsontsorifana, tsontsor!hana, atsontsorika, voatsontsorika, tafatsontsorika…tohiny
Tsontsorofina: (tsontsoroka) mt. ih. (tsontsorofy): Kapo-bina, havokavohana, darodarofana,
tohiny
Tsontsoroka: ft.: Fikapohana, fanovokovohana, fandarodarohana, - t.i.f.: Tsontsorofina.
tohiny