Litera T

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Tsingaroka: a.: Anarana hafa ilazana ny mokafohy. tohiny
Tsingaroka: a.: Mitovy amin' ny Tsikaroka. tohiny
Tsingatotra: a.: Toetran'ny olona potraka ka miainga ny ilany vao mianjera; zavatra mianjera ka mitsingadina mankany…tohiny
Tsingatsa: a.: Karazan-javamaniry mitovy amin'ny kingatsa (Crinum defixum). tohiny
Tsingavina: a.: Karazan-javamaniry. • Anarana hala karazany iray. tohiny
Tsingedana: ft.: Toetran'ny oiona mandry mivalampatra, mitsotra toy ny amalo-maty. 1 t.i.f.: Atsingedana, voatsingedana,…tohiny
Tsingerina: ft.: Fiverenana eo amin'ny toerana nialana (filaza indrindra amin'ny masoandro, volana, fotoana). i…tohiny
Tsingetana: a.: Karazam-balala madinika, mitomamotamo ny volony ary misy pentimpentina mania. tohiny
Tsingevaheva: Mitovy amin'ny Hevaheva. tohiny
Tsingevina: ft.: Toetran'ny zavatra misavilivily na lipily mihodina amin'ny lahiny. - t.i.f.: Atsingevina, voatsingevina…tohiny
Tsingidina: a.: Fianjerana mikodiadia, fionganana. Mitsfngidina. tohiny
Tsingilahila: ft.: Enti-milaza toetran'ny zavatra tsy marintoerana na tsy mahazo toerana tsara ka mivembena na mirondrona…tohiny
Tsingina: a.: Fampitohizana vifotsy na fanampenana vifotsy loaka amin'ny firaka na zavatra hafa toy hy solohoto…tohiny
Tsingina: a.: Fandraisan-javatra amin'ny loha rantsan-tanana fotsiny. i Lit: Tsinginina, atsingina, voatsingina…tohiny
Tsinginana: (tsingina) mt. pdr. (tsingino): Petahana firaka mahamay mba hitohizany, na mba ho tampina ny loaka.…tohiny
Tsinginina: (tsingina) mt. ih. (tsingino): Raisina amin'ny loha rantsana fotsiny: Tsingino tsara ny takotra fa misy…tohiny
Tsingirihiry: a. : Karazan'ahitra. tohiny
Tsingita: na Anantsingita a.: Karazan'ahitra misy raviny madinika fihinana. tohiny
Tsingoana: ft.: Toetran'ny zavatra mianiera ka ny ambony lasa ambany. - t.i.f.: Atsingoana, voatsingoana, tafatsingoana…tohiny
Tsingodongodona: a.: Karazanjavamaniry. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1788