Litera T

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Tsimdelo: a.: Karazan-kazo fanaovan-trano (Calophyilum). tohiny
Tsimezaka: a.: Bozaka. tohiny
Tsimiasa: a.: Anaram-bositra o-mena ny mpiandry omby any an'efitra. 1 Anaran-tavoahangy lehibe. tohiny
Tsimihety: a.: Anaram-poko lehibe monina amin'ny faritra latsaka anivon'ny tanin' ny Antankarana, avaratra; ny…tohiny
Tsimihorirana: a.: Anarana nilazana fahiny ny vehivavy izay manao ho antom-pivelomana ny fivarotan-tena. tohiny
Tsimikatona: a.: Haban-tanana, firavaka fanao amin'ny hato-tanana izay tsy mihaona ny tendrony roa. ¶ M.h.: Fehin-tanana…tohiny
Tsimilanjavatsy: a.: Anarandamba zandiana misoratsoratra. tohiny
Tsimina: a.: Herana voarary sy voalahatra amin'ny vakfn-kazo solom-barivary atao tafontrano. - t.i.f.: Tsiminina,…tohiny
Tsiminina: (tsimina) mt. ih. (tsimio): Rarina sy alahatra amin'ny varivariny atao tafontrano. tohiny
Tsimintsimina: p.t.: Falifaly, ravoravo, mitsikitsiky. - t.i.f.: Atsimintsimina, tafatsimintsimina 1 mitsimintsimina,…tohiny
Tsimirango: a.: Omby lava tandroka. tohiny
Tsimiranja: (Tsm) a.: Hazo ahazoana fingotra. tohiny
Tsimody: a.: Anarana bibikely. tohiny
Tsimoka: a.: Laingon-javamaniry vao mitranga. 1 Fahavakiam-bazan-javamaniry vao mitsiry. - t.i.f.: Tafatsimoka…tohiny
Tsimondrimondry: p.t.: Fohy rantsan•tanana, izay sady kely no tsy tonga volana. 1 a.: 1) Olona mitavozavoza, mikisinkisina.…tohiny
Tsimozimozy: Jer. Mozimozy. tohiny
Tsimpandrifandry: p. t.: Tsy mbola vita hentitra tsara. tohiny
Tsimparifary: a.: Karazan'ahitra toy ny ahidratsy izay miara-maniry amin'ny vary: "Na hikambana sy hiray ka hivady…tohiny
Tsimpasika: a.: Karazam-pasika. tohiny
Tsimpefe: na Tsipefe a.: Karazam-balala salasalany fa nofonofosana, mafimafy; ny volony saiky mena tanora, misy…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0906