Litera T
Tsaoka: a.: Fiondrehan'ny loha sy fanantazan-tanana ho mari-panajana, 1 Fanehoampanajana fanao am in' Andriamanitra.…tohiny
Tsaontsaona: a.: Fitriatriaran' ny vava manao teny tsy voahevitra; teny tafahoatra tsy amim-piheverana. - t.i.f.:…tohiny
Tsapa: a.: Fikasihana zavatra amin'ny tanana mba hamantarana azy: Tsapa sokin-dRanona ka ny azo ihany no avadibadika…tohiny
Tsapahana: (tsapaka) mt, ih. (tsapaho): Idirana: Notsapahan'ny mpanao be hariva ny sahanay. ? Trobarana: Notsapahany…tohiny
Tsapaina: (tsapa) mt. ih. (tsapao): Kasihina amin'ny ta-nana: Tsy azo tsapain-tanana ny vokatry ny asa saina.…tohiny
Tsapaka: a.: Fidirana avy hatrany ao anatin'ny...; fandentehana ao anaty zavatra ka tsy misy manohana. - t.i.f.:…tohiny
Tsapika: na Tsapitika p.t.: Kely madinika. • Mandringa kely somary mitongilana rehefa mandeha fa tsy ampy halavana…tohiny
Tsapodilana: p.t.: (fihasimban' ny Tsako dilana) Mahantra, ory, sahirana amin'ny fiai-nana. - t.i.f•: Mitsapodilana.…tohiny
Tsapola: Fiteny betsimisaraka ilazana fa mbola tsy vita ny zavatra iray Ohatra: vita ve ny nahandro? Tsapola…tohiny
Tsaporetika: a.: Jer. Poretika.
tohiny
Tsaporitika: a.: Voronkely lava volom-body, mavomavo vasobasoka, tsy manidina avo fa any amin'ny lobolobo iva; ny…tohiny
Tsara: p.t.: Mahafinaritra jeu-na: Tsara izany raha trano, 1 Manana toetra maha-izy azy: Fanjaitra tsara. *…tohiny
Tsara: a.: Fanaovana izay hahafantarana ny marina, ny rariny; famakafakana sy fandanjalanjana atao mba hanavahana…tohiny
Tsaraina: (tsara) mt. ih. (tsarao): Tapahina izay manana ny marina na ny diso, tapahina izay meloka sy izay manana…tohiny
Tsaraingona: a.: Fisalovanana na fisosohana eo anoloan'ny olona; fitsabahana amin'ny raharahan'ny hafa; fanapahana…tohiny
Tsaraingonina: (tsaraingona) mt. ih. (tsaraingony): Salovanina, tapahin-teny, tsatsaingonina: Aza tsaraingoninao ny…tohiny