Litera T
Tondritana: (tondritra) mt. ih. (tondrito): Enti-milaza izay anatodihana zavatra iray, anolahana hadisoana.
tohiny
Tondritra: na Tondrotra a.: Fivonkonan'ny lamosina rehefa mipetraka ka toa tafahoatra mivoaka any ivelany ny fipetrahana;…tohiny
Tondro: a.: Fanondro: Ny rantsantanana manarakaraka ny ankibe no atao hoe Tondro. 1 Fanondroana: Mahasosotra…tohiny
Tondroina: (tondro) mt. ih. (tondroy): Amhara amin'ny fanondro, na ilay olona na zavatra, na ny misy azy: Notondroina…tohiny
Tondromanga: a.: Hazo amin' ny loharindrina mananty ny sokina.
tohiny
Tondrontondrona: a.: Jer. Tondrantondrana.
tohiny
Tonendrina: p, t.: Adaladala, miraikiraiky. - t.i.f.: Mitonendrina, fitonendrina, mpitonendrina j tonendrinendrina.…tohiny
Tonery: a.: Zavatra lanjaina amin'ny hazo sahala amin'ny tehina ka ny ilan'ny hazo ao an-damosina ihany no misy…tohiny
Tonga: Misia telo lahy hanampy ahy rahampitso. - F.-p.: Misia ange tsy tonga e: fameperana fatratra mba samy…tohiny
Tonga: mt. s.: Mby eo amin' ny to:rana iray naleha: Tonga tany Antsirabe tamin'ny sivy i dadatoa • Manjary:…tohiny
Tongàlika: a: Rojo misy masombolafotsy toa mifampiamboho hatrany, ny iray mitodika miankavia, ny iray mitodika…tohiny
Tongalika: ft. faharoa (ton-lohalika). - t.i.f.: Atongalika, tafatongalika / manatongalika, fanatongalika, mpanatongalika…tohiny
Tongavina: (tonga) mt. ih. (tongauy na tongavo): Entimilaza, rehefa miady varotra zavatra, ny vidiny izay tian'…tohiny
Tongika: a.: Teny ilazana tohizan-doham-balala, na rehefa mety ho tohizan-javatra boribory ka mifanety. ? : amoretana,…tohiny
Tongilana: p.t: Tsy mipetraka marina tsara ka mirona amin' ny ilany iray. • h.o,: Voatarika amin'ny ratsy, miangatra.…tohiny
Tongilanina: (tongilana) mt, ih.: Atao mitongilana.
tohiny